Other News

Rugby – « Super Coupe 2023 »: lasan’ny FTM Manjakaray ny amboara

Norombahin’ny FTM Man­jakaray ny amboaraben’ny “Super Coupe 2023”, taranja Rugby, omaly, teny amin’ny Kianja Makis Andohatape­naka. Resin’izy ireo tamin’ny isa tery 38 no ho 36 ny Cosfa miaramila. Raha hiverenana ny fihaonan’ny roa tonta, hita fa nifandanja tanteraka ny lalao teo amin’ny fizaram-potoana voalohany. Ady sahala 21 no ho 21 no nentin’ireto ekipa roa […]

Barea de Madagascar : naverina nantsoina i Carolus sy Abdallah ary Fabien Boyer

Nivoaka omaly, teny amin’ny biraon’ny federasiona malagasin’ny baolina kitra (FMF), ny lisitr’ireo Malagasy mpilalao voafantina voalohany hiatrika ny lalao ara-pirahalahiana “Fenêtre Fifa”. Hotanterahina manomboka ny 18 marsa ho avy izao, eto Madagasikara, ny lalao ara-pirahalahiana izay tafiditra amin’ny « Fenêtre Fifa ». Miisa 33 ireo Malagasy mpilalao nantsoin-dRakoton­drabe Romuald Felix na Coach […]

Sombim-baovao

Tontosa ny faran’ny herinandro teo ny fampiofanana nataon’ny Maître Tantely, tempana mainty, 4eme Dan, taranja Judo. Fiofanana natokana ho an’ny klioba, mpitsara, mpianatra ho mpitsara, izay mbola hitohy ny 8 marsa izao, eny Faravohitra. Notanterahina ny faran’ny herinandro teo, teny amin’ny ANS (Académie nationale du sport) Ampefiloha, ny fampiofanana ireo […]