“Mino aho fa ny Firaisankina no hahazo ny maro anisa”, hoy ny fanehoan-kevitry ny depiote teo aloha, i Zakahely Boniface, amin’ny fiatrehana fifidianana solombavambahoaka ho avy izao. Misy ny filoha teo aloha, ohatra, ny Firaisankina, Ravalomanana sy Rajaonarimampianina. Eo koa ny parlemantera teo aloha. Raha ny faritra avaratra, ohatra, voafehin’ny […]
Other News
Tsy hita be ihany
Maro ny fanendrena tao anatin’ny filankevitry ny minisitra nivoaka afakomaly. Saika ireo olona any aminy no nahazo vahana. Raha ny tsikaritra dia ny minisitera manana antoko ivelan’ny volomboasary no mihazakazaka mametraka ny olony. Tsy mihambahamba ny antoko Freedom, ohatra, nametraka ny tale isam-paritra amin’ny fampianarana teknika sy ny fiofanana […]
Fiadidiana ny Repoblika: maherin’ny 700 ireo CV ho sekreteram-panjakana
Nifarana omaly ny fanaterana ny antontan-taratasy (CV) ho an’ireo maniry ho eo amin’ny sekreteram-panjakana (SE) anivon’ny fiadidiana ny Repoblika. Anjaran’ny filoham-pirenena avy eo ny mifantina ireo ho amin’izany toerana izany. Nivoaka tao amin’ny tambajotra kaonty “Linkedin” eo anivon’ny fiadidiana ny Repoblika fa miisa 765 ireo CV voaray hatramin’ ny fotoana […]
TSELATRA
Sivy mianaka traboina vokatry ny haintrano nahatsiravina tao amin’ny fokontany Andakabe, Morondava, omaly tamin’ny 12 ora sy 45 mn atoandro. Nirefotra tampoka ny vatoharatra tao anatin’ny trano ka niteraka ny firehetana, araka ny loharanom-baovao. Kila avokoa ny entana rehetra niampy ny firavaka sy ny vola. Lehilahy iray mpangalatra posy niharan’ny […]
Toamasina : Jiolahy roa lahy rotiky ny bala
Nirefodrefotra ny basy! Lavon’ny polisin’ny UIR nanao fisafoana alina ny jiolahy roa lahy nandray anjara tamin’ny fandrobana mpandeha posy tao Tanambao Toamasina, omaly. Norobain’ny jiolahy efa-dahy ny mpandeha posy iray tao Mangarivotra, tamin’ny 2 ora maraina. Nitsoaka nanao tongotra an-katoka ireo mpandroba taorian’izay. Nifanakaiky ny biraon’ny polisy io toerana io […]






