Other News

Débats sur la castration chirurgicale: «Madagascar est un pays souverain», dixit la ministre de la Justice

Après Amnesty International, c’est au tour de l’Union européenne de désapprouver la loi autorisant la castration chirurgicale aux violeurs d’enfants, afin de respecter les traités internationaux ratifiés par Madagascar concernant les droits humains. Mais le gouvernement y voit d’un autre œil. «Procéder à la castration chimique ou chirurgicale, ce qui […]

Lalaon’i Afrika – «Ping Pong» : nahena ny mpilalao ho any Ghana

Afaka folo andro, hiatrika ny fifaninanana afrikanina “Jeux Africain”, hatao any Ghana i Madagasikara. Ho an’ny taranja tenisy ambony la­tabatra, “Ping Pong”, nahenan’ny minisiteran’ny Fana­tan­ja­hantena sy ny tanora (MJS) ho efatra ny isan’ny Ma­la­gasy mpilalao hiaro ny voninahimpirenena amin’izany. Araka ny fanazavana voaray teo anivon’ny federasiona malagasin’ny Ping- Pong (FMTT), […]

SOMBIM-BAOVAO

Hotanterahina any Ghana, ny 8-24 marsa ho avy izao ny lalao Afrikanina, “Jeux Africain”. Ho an’ny taranja atletisma, miisa efatra ireo atleta ho any an-toerana. Ireo mpilalao efatra mirahavavy no hameno ny lisitra nataon’ny minisiteran’ny Fanatanjahatena sy ny tanora. Tsy ao anaty lisitra ny mpanazatran’izy ireo. Voahosotra ho tompondakan’ny fifaninanana […]

Cross country : nanjakan’ny Bebaoty ny hazakazaka

Tontosa ny alahady lasa teo, teny amin’ny Bout de piste Ivato, ny fiadiana ny ho tompondakan’Analamanga “cross country”, sokajy rehetra ho an’ny taranja atletisma. Nanjakan’ny Bebaoty ny hazakazaka 10 km, teo amin’ny “sénior”, lehilahy. Voalohany i Elysé Heriniaina, avy amin’ny Cosfa, nahatontosa ny fifaninanana tao anatin’ny 33 mn 21 s […]

Espoirs Sportifs de Tuléar: haka medaly maro amin’ity taona 2024 ity

Fanamby vaovao mihitsy no apetraky ny fikambanana Espoirs Sportifs de Tuléar (EST) amin’ity taona 2024 ity, araka ny nambaran’ny filohany, i Vital Serge. Tanjona lehibe iray ny haka medaly maro. Ankoatra ny fanatanjahantena, hiditra bebe kokoa amin’ny lafiny ara-panabeazana sy ny ara-tsosialy ny Espoirs Sportifs de Tuléar . Tsy misy […]