Nahatrarana rongony mahery vaika “cocaïne” milanja 64,32 kg ireo telo lahy voasambotry ny polisy tao Androranga Toamasina, ny 19 febroary teo. Naharay loharanom-baovao ny mpitandro filaminana fa misy olona mikasa hanaparitaka io kazaran-java-mahadomelina mahery vaika io tao an-toerana. Nidina ifotony nanao ny fisavana izy ireo. Tratra tao amin’ny toerana fametrahana entana […]
Other News
Nandroba basy sy grenady: 49 mianadahy naiditra am-ponja
56 mianadahy ny voasaringotra tamin’ny fandorana ny borigadin’Ankazomiriotra. Naiditra vonjimaika any am-ponja, afakomaly, ny 49 mianadahy. Efa nisy basy iray tafaverina. Nitotaly 56 ny olona voasambotra sy nanaovana famotorana momba ny fandorana ny tobin’ny borigadin’ny zandary ao Ankazomiriotra, distrikan’i Mandoto. Niakatra fampanoavana izy ireo, afakomaly. Vokany, notanana vonjimaika ao amin’ny […]
26 febroary 2024
Tir en l’air du 26 février 2024
Afrobasket 2025 – 1ère fenêtre de qualification: première victoire des Ankoay face aux Centrafricains
Les Ankoay ont signé une précieuse première victoire face aux Centrafricains (76-69) pour leur dernier match à la première fenêtre de qualification pour l’Afrobasket 2025, hier en Egypte. Ils terminent troisièmes du classement provisoire de la poule D. Happy end pour les Ankoay. Les protégés Jeannot Ravonimbola ont terminé la […]






