Vita ny tobim-pahasalamana an-tsekoly ao amin’ny lycée Nanisana, Cisco Antananarivo Renivohitra. Ahitana fanafody sy fitaovana ilaina amin’ny fandraisana marary ao an-toerana. Ireo mpianatra sy ireo mpampianatra ao amin’ny lycée no hisitraka izany voalohany. Hahazo tombontsoa amin’izany koa ny mpianatra rehetra mpikambana eo anivon’ny Cisco Antananarivo Renivohitra. Secteur efatra, ao amin’ny […]
Other News
TARATRY ny KANTO
Nodimandry i Narcisse Njava. I Monique Njava no nampita ny vaovao omaly, fa nodimandry ny zokin’izy ireo, Narcisse. Tsy tao anatin’ny tarika Njava izy, kanefa kosa anisan’ireo nitari-dalana ireo zandriny teo amin’ny mozika. Anisan’ny hirany malaza ny “Ilay taratasinao”. Manan-talenta sy feo miavaka izy, raha ny filazan’i Mamy Gotso. “Hihira […]
Mpihira, mpitendry gitara beso : manohy ny lalana nosoritany i Tasha
“Ho lasa lavitra ity tovovavy ity…” Teny nivoaka tamin’ny vavan’ny mpankafy mozika iray, nijery ny sehon’ny tarika Naday indray andro io. I Tasha Randrianarilalaina ilay tovovavy. Izy no mpitendry gitara beson’ny tarika tamin’izany. Efa nanoritra ny lalany ity mpanakanto ity, taorian’ny fiarahany tamin’ny Vooots Kongregation izay tarihin-dry Rolf sy ny […]
« L’Amour en mots » : hatsikana sy Slam no hamaranana ny hetsika
Mifarana anio, eny amin’ny Alliance française d’Antananarivo (AFT) Andavamamba, ny «Festival des Livres Romantiques : L’Amour en mots». Hetsika maro samihafa no hita teny an-toerana nandritra ny fotoana nanatontosana ny hetsika, ary mbola hisy izany amin’ity anio ity. Anisan’ny ho hita ao anio ny seho hatsikana, iarahana amin’ny Rire Délire, […]
Mivelatra fa poakaty : miha maivan-danja sy very hasina ny kolontsaina malagasy
Manana ny maha izy azy ny kolontsaina malagasy. Tsy voatery ho endrika ivelany ihany fa na ny fanahy nentina namorona sy nanehoana azy aza, mampivanaka olona maro… Arakaraka ny ivelaran’ireny kolontsaina ireny anefa no mamery hasina azy ankehitriny. Ianarana amin’ny «internet» io dia vita ! Mahatratra aman’alina izao ny mpikambana […]






