Other News

Valalabemandry tokoa: tsy mety mifoha amin’ny torimasony ny Malagasy

Misy antony matoa nipoitra ny anarana « valalabemandry », raha ny fanazavan’ireo mpahay zava-panahy. Azo andikana azy io, sady efa nahazatra hatramin’ izay rahateo, ilay anarana iombonana « vahoaka ». Ny « mandry » indray, hoenti-milaza fisiana torimaso. Ilazana fiombonana sy fiarahana ihany koa… Dia ny fitambaran’ireo ve izany no maha be torimaso ny Malagasy ? Ny […]

SOMBIM-BAOVAO

Mangataka ny hanasaziana ny mpitsara ny lalao nihaonan’ny 3FB Toliara sy ny Zanakala FC, tany Toliara, ny Zanakala. Amin’izy ireo, misy ny fitanilana ny fitsarana nandritra ny fihaonana. Efa nametraka fitarainana eny anivon’ny CFEM moa ity klioba ity. Tsiahivina fa nandresy tamin’ny isa 1 no ho 0 ny Zanakala FC. […]

Basikety-“Game of the Future” : niainga omaly ny Malagasy delegasiona

Niainga ny alakamisy 15 febroary, hihazo an’i Kazana Russie, ny Malagasy delegasiona hiatrika ny fifaninanana “Phygital Basketball-Game of the Future”. Mpilalao 4 mirahalahy, ahitana an’i Loubacky Rick-Ley, Rahajaniaina Orlan­do (Bila), Rakotovao Marco ary Raharisoa Ahamada Ibra­him Aziz, miaraka amin’ny mpanazatra, Rakotonindrina Eli (Ramora) no hiaro ny voninahi-pirenena amin’izany. Fi­lohan’ny delegasiona […]

«Ligue des Champions 2024» : tsara fanombohana ny ekipa goavana

Notanterahina nanomboka ny talata sy ny alarobia lasa teo ny lalao mandroson’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa « Ligue des Champions (LDC) 2024 », taranja baolina kitra. Nandresy tamin’ny lalao mandroso avokoa ireo ekipa goavana toa an’ny Real Madrid Espagne, ny Manchester City Angleterre ary ny Paris Saint Germain France. Tsiahivina fa […]

Ping Pong – Mondial 2024: hihaona amin’ny Republique Tchèque i Madagasikara

Fandraisana anjara voalohany ho an’i Madagasikara ny fifaninanana iraisam-pirenena “Mondial 2024”, taranja tenisy ambony latabatra. Mpilalao telo mirahalahy no hiaro ny voninahi-pirenena. Hanomboka anio, any Bu­san Korea Atsimo, ny fiadiana ny tompondaka maneran-tany, taranja tenisy ambony latabatra, “Ping pong”, lalao iraisana. Ani­san’ ireo firenena mandray anjara amin’izany i Madagasikara, hifanandrina […]