Other News

Kitra – “JO 2024” : tsy anisan’ireo tafita i Brésil

Nitranga ny tsy nampoizina, tsy anisan’ireo handray anjara amin’ny « lalao Olympika, JO 2024”,  tanterahina any Paris France, ny Seleçaon’i Brésil, taranja baolina kitra, sokajy lehilahy. Tsy nahazo ny tapakila hiatrehana izany ry zalahy, taorian’ny fifanintsanana ho an’ireo firenena any amin’ny tapany atsimon’i Amerika. Raha tsiahivina, tompon’ny medaly volamena farany ry […]

Motocross – Mada 2024 : fandresena fanindroany ho an’i Mathias Plantive

Nisongadina indray ilay Malagasy mpilalao moto, i Mathias Plantive, nandritra ny fifaninanana nasionaly natao tany Antsirabe, ny faran’ny herinandro lasa teo. Nanjakan’i Mathias Plan­tive indray ny dingana faharoan’ny fifaninanana nasionaly, taranja Moto Cross, sokajy “élite 1”, izay notanterahina tany Antsirabe, ny alahady 11 febroary lasa teo. Laharana voalohany ny tenany, […]

INDRAY MIJERY

Nohamafisina ny fahaiza-manaon’ireo tomponandraikitra ara-bola misahana ny fahasalamam-bahoaka mifandraika amin’ireo fandaharanasa telo, ny tiberkilaozy, ny tazo ary ny VIH/Sida. Tanjona ny hikatsahana hatrany ny fahombiazan’ireo faritra hiasan’ny famatsiam-bola iraisam-pirenena (fond mondial). Hiompana amin’ny karazan-tsakafo sahaza ireo olona diabetika indray ny fampianarana hatao eny amin’ny Amadia faravohitra, ny sabotsy izao. Maro […]

TARATRY ny KANTO

« Velapiainana » iarahana amin’ny Faribolana Sandratra izay mandia ny faha-35 taonany. Hetsika tanterahina ny 21 febroary izao, ao amin’ny Tra­nom­bokim-pirenena Anosy (Efitrano Dox). Antsa tononkalo hiarahana amin’i Maneho sy Ratsifa. Hiompanan’ny lohahevitra amin’izany ny « Fitia ambaratelo », hitondra any amin’ny fiainana soratra, fitiavana iainana. Fanokafana ny « Loabary an-dasy », iarahana amin’ny Fikambanan’ny mpikabary […]

Ho an’ny tenim-pirenena : hanao « Antsa tononkira » ny Havàtsa-Upem

Hiavaka tsy tahaka ny nisy teo aloha! 21 febroary, « An­dro iraisam-pirenena ho an’ny tenindreny » (natao dikan-teny malalaka). Hanatanteraka « An­tsa tononkira », ao amin’ny Lycée Moderne Ampefiloha (Efitranon’ny kolontsaina) ny Fikambanan’ny poety sy ny mpanoratra malagasy, Havà­tsa-Upem. Hovelomin-dry za­reo an-tsehatra ireo tononkalo nosoratan’ny mpikambana Havàtsa-Upem. Hanana en­dri­ka miavaka io « Antsa tononkira » hotanterahina […]