Ankoatra ny fisokafana amin’izao tontolo izao, fanararaotra lehibe ho an’ny mpitondra hahafahana maneho sy mampahafantatra ny vinan’i Madagasikara amin’izao tontolo izao ity hetsika ity. Tanterahina any Dubai, nanomboka omaly hatramin’ny 14 febroary 2024, ny fihaonana an-tampon’ny governemanta maneran-tany. Anisan’ny filoham-pirenena sy lehibena Governemanta miisa 7 voaasa manokana hanatrika ny filoham-pirenena […]
Other News
INDRAY MIJERY
Hankalazaina ny 21 feboary ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny tenin-dreny. Hisy hetsika ara-tsiansa karakarain’ny ivontoeram-pikarohana momba ny arika sy ny zavatra ary olona eny anivon’ny fakiolten’ny teny aman-tsoratra ary ny siansa maha olona, oniversiten’Antananarivo. Ny lohahevitra hoe “teny malagasy ahefan-draharaha” no hifampizarana ao amin’ny Amphi ehibe EGS DSP Ankatso. Nitsidika […]
Fampiroboroboana ny indostria: Liana hampiasa vola eto amintsika i Egipta
Liana ny hampiasa vola eto Madagasikara ny egiptianina amin’ny fampiroboroboana ny indostria. Nihaona tamin’ny minisitra Razafindravahy Edgard ny ambasadaorin’i Egipta, Rabab Abdelhadi, ny alakamisy teo. Voaresaka manokana ny fomba fiaraha-miasan’ny firenena roa tonta. Nilaza ny ambasadaron’i Egipta fa efa nifanakalo hevitra tamin’ny sehatra tsy mianakina izy hatramin’ny nahatongavany teto Madagasikara […]
Taninketsa indostrialy-Manjakandriana: napetraka ny milina hanodinana tantely
Tanjona apetraky ny fanjakana ny fampiroboroboana ny indostria eny ifotony hanampiana ny tantsaha sy ny famokarana. Indrindra hampihena ny fanafaran’i Madagasikara entana avy any ivelany. Afaka manodina tantely 100 kg isan’ ora ny taninketsa indostrialy napetraka ao Sambaina Manjakandriana, ny zoma teo. Ankoatra ny tantely voadio sy ara- pahasalamana, hamokatra […]
Nandritra ny desambra 2023: 97 000 ireo nandeha fiaramanidina
Niakatra 3% ny tahan’ny mpandeha fiaramanidina nandritra ny volana desambra 2023, raha oharina tamin’ny volana novambra lasa teo. Manodidina ny 97 000 ny salanisa voaangona ka ny 51% nandray ny sidina mampifandray an’i Madagasikara amin’ireo firenena manodidina. 28% kosa nandray ny sidina anatiny raha toa ka sidina iraisam-pirenena kosa ny […]






