Other News

Marovoay : dahalo roa lahy maty voatifitra

Nanaovan’ny fokonolona sy ny zandary hazalambo, lavo ny dahalo roa lahy ikoizana amin’ny fanafihana mitam-piadiana, tao amin’ny kaominina Ankaraobato, distrikan’i Marovoay, ny 9 febroary teo. Nikononkonona hanafika toy ny fanaony indray ireo dahalo ireo. Naharay loharanom-baovao marim-pototra ny mpitandro filaminana miasa ao an-toerana ka namolavola paikady. Nigadona tao amin’ny tanànan’i […]

Famoizam-po : vehivavy maty nananton-tena

Marary hitsabo tena hita faty nihantona tamin’ny tady tao Ambalamanasy Carreau I, Toamasina, omaly atoandro. Nija­nona irery tao an-trano io vehivavy io vokatry ny aretina an-doha mahazo azy matetika. Mponina avy any Sandrakatsy, Mananara Avaratra izy mianaka ireo. Nentin’ny reniny tao Toamasina izy hitsabo tena. Nigadona tao amin’ny renivohitr’Atsinanana ireto […]

Fifamaliana namoa-doza: nifamono, niara-maty izy mivady

Niafara tamin’ny ra mandriaka ny fifamalian’ny mpivady tao Vangaindrano, afakomaly. Niara-maty ilay rangahy sy ramatoa vadiny. Renim-pianakaviana iray 27 taona sy rangahy vadiny 50 taona niara-maty tao an-trano fonenany, tao amin’ny fokontany Vohi­mena, distrikan’i Vangaindra­no, ny sabotsy 10 febroary teo. Nisy olana nitarika ny tsy fifankahazoana teo amin’izy mivady, tamin’ny […]