“Fotoana izao hakana ny toeran’ny lehiben’ny mpanohitra”, hoy ny mpikamban’ny biraon’ny antoko Humaniste et écologiste, Ralambomahay Toavina, manoloana toe-draharaham-pirenena. Izay no hahazoana mihaona sy miresaka mivantana amin’ny filohan’ny Repoblika sy ny Praiminisitra, hahazoana miditra amin’ny haino aman-jerim-panjakana, ny RNM sy ny TVM. Tena marefo ny mpanohitra, raha vao tsy miady […]
Other News
Tsy fandriampahalemana : feno polisy ny sisin’ arabe ao Toamasina
Tsy andro tsy alina fa saika manemitra ny lalana rehetra hatreny amin’ny lalam-pasika sy elakela-trano manerana ny fokontany maro eto an-drenivohitr’ i Toamasina ny polisy. Ho fanatrarana ny hetsika 100 andron’ny fandriampahalemana ny anton’izany, izay tarihan’ny kaomisera Rafaliarivo Jules. Araka ny baikon’ny talem-paritry ny filaminana anatiny, ny kaomisera Rakotovao Jean […]
INDRAY MIJERY
Nampiomana ny mpamantatra ny toetry ny andro etsy Ampandrianomby, fa ahina ny fiforonana rivodoza ao amin’ny ranomasimbe Indianina any amin’ny faran’ny herinandro. Hitoetra ny volonandro fahavaratra saika manerana ny Nosy, ho an’ny roa andro voalohany. Hikisaka any amin’ny tapany avaratry ny Nosy kosa izany manomboka rahampitso. Efa nivoaka ny tetiandro […]
SOMBIM-BAOVAO
Hanainga, anio, hihazo an’i Qatar, ny solontena malagasy, taranja lomano, hiatrika ny fiadiana ny tompondaka maneran-tany. Malagasy mpilomano roa no fantatra fa hifaninana amin’izany, ahitana an’i Tendrinavalona Idealy sy Rahavel Jonathan. Vonona ny hiaro ny voninahi-pirenena ireto solontena ireto. Lavon’ilay maraokanina mpilalao tenisy, Karim Bennani tamin’ny seta 2 no ho […]
Can 2024 – Lalao manasa-dalana : hanala vela amin’i Côte d’Ivoire i RD Congo
Ho fantatra anio, ny ekipa roa hiatrika ny famaranana hiadiana ny ho tompondakan’i Afrika ho an’ny ekipam-pirenena, taranja baolina kitra (CAN 2024). Hatao anio, ao amin’ny kianja Bouake sy ao Alassane Ouattara ireo lalao manasa-dalana roa. Anisan’ ny fihaonana andrasan’ny rehetra ny an’ny Elefantan’i Côte d’Ivoire, mpampiantrano, sy ny RD […]






