Tsy nitsitsy fitenenana ny kardinaly, ny Mgr Tsarahazana Desiré, tamin’ny fankalazana ny andron’ny « Mouvement de cadre Chretien Proffessionnel – MCCP », sampana Toamasina, sady faha-20 taona niorenany, ny 7 aogositra teo. « Mila mibebaka isika ary mba matotra rehefa mivavaka. Mameno fiangonana mantsy ny ankamaroany fa vitsy ireo tena mivavaka. Lasa tompondakan’ny […]
Other News
Fifindran-toerana: hiasa any Pérou ny Mgr Paolo Rocco Gualtieri
Handao tsy ho ela an’i Madagasikara. Voatendry ho « Nonce Apostolique » any Pérou, ny Mgr Paolo Rocco Gualtieri, araka ny fanendrena sy fifindran-toerana eo anivon’ny Fiketrahana Masina, any Vatikana. Andraikitra nosahaniny teto amintsika ny fitantanana ny lafiny diplaomasia niahiany ny Nosy Kaomora sy i Seychelles ary ny Nosy Maorisy nanomboka tamin’ny […]
Mozika klasika: hanolotra seho roa ny Madagascar Orchestra
Ny 19 aogositra izao ny voalohany, ao amin’ny Cgm Analakely. Hatao ny 21 aogositra kosa ny seho faharoa, ao amin’ny Ekar Faravohitra. Ireo indray ny fotoana homen’ny Malagasy Orchestra ho an’ireo mpankafy mozika klasika. Hitarika ny orikesitra i François Maugrenier sy Rakotoarimino Antsanirina, ka hamelona indray ny « St Paul’s […]
FJKM Tranovato Ambatonakanga – Lehilahy Midera : homarihana ny faha-185 taonan’ny maritiora Malagasy
Ho feno 185 taona, ny alahady 14 aogositra izao ny namonoana an-dRasalama, maritiora kristiana voalohany teto Madagasikara. Hanamarika izany amin’ny fomba miavaka ny FJKM Tranovato Ambatonakanga amin’ny maha Fiangonana malagasy voalohany azy. Fanamarihana hotanterahina ny 14 aogositra izao, manomboka amin’ny 9 ora sy sasany maraina. Tafiditra ao anatin’ny fandaharam-potoana ny toriteny […]
Rugby: Nomen’i Faneva Ima «godasse » ny Makis vehivavy
Mifanohana ny samy mpanao fanatanjahantena. Noporofoin’Andriantsima Faneva Ima, kapitenin’ny Barea teo aloha izany, tamin’ny fanolorany fitaovana ho an’ireo mpilalaon’ny Makis vehivavy hiatrika ny “Mondiaux 2022”. Na ny sehatry ny baolina kitra aza no nahalalana an’Andriantsima Faneva Ima, kapitenin’ny Barea de Madagascar teo aloha, tsy nanisy elanelana tamin’ireo taranja hafa ny […]