Nahatratra 370 510 taonina ny vary nafarantsika tao anatin’ ny 10 volana voalohan’ny taona 2023. Nihena izany raha toa ka tafakatra hatrany amin’ny 599 603t ny taona 2022, nandritra io vanim-potoana io. Izany hoe, fihenana manodidina ny 229 093t, araka ny tatitra navoakan’ny mpanara-maso ny vary (ODR). Anisan’ny nampiakatra ny taham-pamokarana ny fiakaran’ny […]
Other News
Fanadiovan-tsaina
Somary nitsahatra kely ny orana. Manomboka miakatra ny hafanana. Mbola miparitaka ny fako na efa manao izay ho afany aza ny mpanadio. Angaredona niady amin’ny loto no azo nilazana azy. Tena nanao rodobe hatramin’ny vazaha aza nanome kamiaobe Manomboka hita fa misinda tsikelikely ny tendrombohitra fako, nameno ny tanàna. […]
Tetikasa APEMBA: hampiroboroboina ny famokarana eto Madagasikara
Hampitomboina ny famokarana apemba sy voanjo ary bajiry eto Madagasikara, amin’ny alalan’ny tetikasa “Apemba ». Hisy ny fikarohana manokana hijerena ny fanatanterahana izany sy ho an’ny fanodinam-bokatra ho tombontsoan’ny tantsaha. Tafiditra ao anatin’ny fandaharanasan’ny governementa amerikanina “Feed the future” ny tetikasa “Agricultural Project for enhancing Sorghum, Milet and Peanuts business Activity […]
TSELATRA
Lehilahy nanolan-jaza tany amin’ny fokontany Ampefindradama, kaominin’Ampefy, distrikan’i Soavinandriana, faritr’Itasy, naiditra eny Tsiafahy, omaly. Nampihatra ny filan-dratsiny tamin’io zazavavy io ny fiatombohan’ny volana janoary teo izy. Notambazany vola 500 Ar ilay zaza. Roa lahy mpidoroka rongony sady mpanendaka voasambotry ny mpitandro filaminana teny Behenjy, kaominina Itaosy, omaly. Vinanton’ilay rangahy voasambotra […]
Fanafihan-dahalo: lelilahy iray voatifitra, olona telo takalonaina
Maty tsy tra-drano notifirin’ny dahalo nitam-piadiana ny raim-pianakaviana iray tao Antanetibe, fokontany Androva Atsimo, kaominina Talata Angavo, distrikan’Ankazobe, ny alin’ny talata 24 janoary teo. Niakatra tao an-tanàna ny dahalo maherin’ny 20 lahy. Nirongo basy mahery vaika sy antsy izy ireo. Tsy nisy alaharo, nanapoaka basy sy nampitahotra ireo tokantrano lasibatra […]






