Other News

Une affaire de tous…

Nous nous trouvons actuellement en pleine saison de pluie. Chaque année à la même période, la situation est presque toujours la même dans la Capitale et ses environs. Il suffit en effet de quelques heures de pluies pour que les eaux de crues inondent les bas quartiers ainsi que certains […]

« Afrobasket 2025 »: hiatrika ny dingana manaraka ny Ankoay

Tafakatra avy hatrany amin’ny fifanintsanana voalohany amin’ny « Pré-qualification » « Afro­basket 2025 » i Mada­gasikara, araka ny fanapahan-kevitra noraisin’ny Fiba, omaly 16 janoary 2025. Antony ny fialana an-daharana, tamin’ny ora farany, nataon’ny ekipa tanzaniana, izay mpifanandrina tokana tokony hifandona amin’i Madagasikara. Raha ny fandaharam-potoana, tokony hotanterahina anio ny lalao voalohany eo amin’ny roa […]

SOMBIM-BAOVAO

Miakatra hatrany ny lazan’ilay Malagasy mpilalao basikety, Rakotonanahary Donovan, any Etazonia. Matetika mahazo vokatra tsara ny ekipany ary anisan’ny mpilalao misongadina izy. Maro ireo sekoly ambony sy klioba maniry haka azy amin’ity taom-pikatrohana ity. Anisan’ny mikasa hanome vatsim-pianarana “sport-étude” ho azy ny Oniversite Benedict ao Etazonia. Azon’i Lionel Messi indray […]