Nilaza ny minisitry ny Toekarena sy ny fitantanam-bola, Rabarinirinarison Rindra Hasimbelo, ny alatsinainy 15 janoary teo, fa mikatsaka vokatra hita maso ny tenany… Te hanatona akaiky kokoa hijery ny olana sy hikaroka vahaolana eny an-kianja. Nandritra ny fiarahabana azy tafaverina hitazona ity minisitera ity indray no nilazany an’ireo. Nankatoavina, omaly, […]
Other News
Minisitry ny Fizahantany sy ny asa tanana : “Hotohizana ny asa efa natomboka”
Tontosa tetsy Andavamamba, omaly, ny fifamindram-pitantanana teo amin’ny minisitry ny Fizahantany sy ny asa tanana, Randriamandranto Joël, sy ny minisitry ny Asa tanana sy ny haitao teo aloha, Ratsiraka Sophie. « Mifampiankina ny fizahantany sy ny asa tanana. Hotohizana sy hotanterahina ireo asa efa natomboka”, hoy ny minisitra. Hatao laharam-pahamehana ny […]
Minae : hiasa haingana ny minisitra R. Suzelin
Tontosa omaly, ny fifamindram-pahefana teo amin’ny minisitry ny Fambolena sy ny fiompiana (Minae) vaovao, Ratohiarijaona Rakotoarisolo Suzelin, tamin’ny minisitry ny Fambolena sy ny fiompiana, Ramilison Harifidy, sy ny minisitra lefitra misahana ny Fiompiana, ny Dr Raymond. Naneho ny fahavononany ny minisitra vaovao amin’ny hanohizana sy hanatrarana ireo tanjona maro napetraka, […]
Minisitra Olivier Jean Baptiste : « Hampiroboroboina ny fampiasana entona fandrehitra »
Natao omaly, ny fifamindram-pahefana teo amin’ny minisitry ny Angovo sy ny akoranafo (MEH) teo aloha, Andriamanampisoa Soloniaina, sy ny mandimby azy, Olivier Jean Baptiste. Hisy tetikasa vaovao ho entiny. Notaterin’ny minisitra teo aloha, Andriamanampisoa Soloniaina, ny asa vita sy ny eo andalam-panatanterahana nandritra ny 11 volana nitantanany ity minisitera ity. […]
TARATRY ny KANTO
Anisan’ny hanamarika ny eny amin’ny IFM Analakely, anio, ny fampahafantarana ny kilalao « Tsimok’Arret ». Kilalao noforonina Malagasy zato isan-jato izy ity. Ankoatra ny maha kilalao azy, mampahafantatra zavatra maro ihany koa izy io. Anisan’izany ny fahadiovana sy ny fikajiana ny fahasalamana. Hisy ny valandresaka iarahana amin-dRajaonarivelo Raymond, izay anisan’ny mpamakilain’ny sinema […]







