Other News

Taxi-be : mikasa hampiakatra ho 800 Ar ny saran-dalana ny mpitatitr

Niakatra ny saran’ny fikarakarana antontan-taratasy sy ny fiara mpitatitra eny anivon’ny Fitantanana foibe ny fiarovana ny fifamoivoizana (DGSR), nanomboka ny janoary 2024 teo. Hanao fivoriambe ny Fiombonan’ny kaoperativa mpitatitra an-tanàn-dehibe (UCTU) amin’ny talata 9 janoary izao, ka anisan’ny lahadinika ny hampiakarana ho 800 Ar ny saran-dalan’ny taxi-be eto Antananarivo Renivohitra. […]