Other News

Avy nigadra teny Antanimora: jiolahy nahatrarana basy mahery vaika

Vao avy namita sazy teny Antanimora, nahatrarana basy mahery vaika sahady ny jiolahy raindahiny iray tetsy amin’ny fokontany Soamanandrariny, kaominina Ambohimangakely, distrikan’Avaradrano, afakomaly. Naharay loharanom-baovao ny zandary miasa ao Ambohimangakely fa mihazona fitaovam-piadiana ny lehilahy iray. Nidina ifotony nisava ny trano fonenan’io olona voatondro io, araka izany, izy ireo. Tratra […]

Nandritra ny fetin’ny krismasy: olona efatra namono tena

Vehivavy roa sy lehilahy roa namono tena fa avotry ny mpitsabo tetsy amin’ny HJRA, nandritra ny fankalazana ny fetin’ny Noely teo. Nahitam-pihenana kosa ny antontanisan’ny olona niditra hopitaly. « Amin’ny ankapobeny, ny tsy fahazakana sakafo nandritra ny fety sy ny vokatry ny lozam-pifamoivoizana no tena antony nahamaro ny tranga nidiran’ny olona […]

Sombim-baovao

Norombahin’ny Manchester City, anglisy klioba ny famaranan’ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany ho an’ireo klioba “Mondial de Club 2023”. Lavon’izy ireo tamin’ny isa 4 no ho 0 ny Fluminense Brezila ekipa. Marihina fa nahazo amboara efatra ny Manchester City tamin’ny taom-pilalaovana 2022-2023. Nisaraka ady sahala 1 no ho 1 ny  […]