Afin de couper court aux polémiques nées de l’annonce faite par le Pape François à propos de l’autorisation de bénédiction des couples de même sexe, la Confédération des évêques de Madagascar a apporté des explications, hier. «Il est possible de bénir les couples en situation irrégulière et les couples de […]
Other News
Kitra –Balary Stadium : lasan’ny Miray FC ny 1 tapitrisa Ariary
Nankalaza ny tsingerin-taona voalohany, ny alahady 17 desambra lasa teo, ny kianja Balary Stadium Anosizato. Nanamarihana izany ny fifaninanana baolina kitra ho an’olona 9, nifanandrinan’ireo ekipa 48 nisoratra anarana. Norombahin’ny Miray FC ny lelavola 1 tapitrisa Ar, rehefa nandresy ny RMD, tamin’ny isa 2 no ho 1, teo amin’ny famaranana. […]
SOMBIM-BAOVAO
Nahazo record national, teo amin’ny 50m, Nage libre, nandritra ny ” Salnikov Cup 2023″, taranja lomano, natao tany Russie, Rabejaona Holy Antsa. Vitany tao anatin’ny fe-potoana 26″ 94 ny 50m raha toa ka 27″ 35 no nahavitany izany, nandritra ny lalaon’ny Nosy farany teo. Raveloson Rayan, Malagasy mpilalao baolina kitra. […]
Échecs-Mada 2023 : nisongadina ny klioban’ny MCG
Notanterahina ny faran’ny herinandro teo, tany Antsirabe, ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, taranja lalaon-tsaina Échecs. Ny sokajy Blitz sy Rapide no nifaninana tamin’izany ka nisongadina hatrany ny klioban’ny MCG. Mpilalao avy amin’ity klioba ity avokoa no voahosotra ho tompondaka na teo amin’ny Blitz izany, na teo amin’ny Rapide. Ho an’ny […]
Atletisma – Taom-pilalaovana 2023 : nankatoavin’ny ligim-paritra 11 ny asa vitan’ny federasiona
Afaka manohy ny asany ara-dalàna ny federasiona malagasin’ny atletisma (FMA). Nankatoavin’ireo ligim-paritra 11 ny asa vitany nandritra ny taom-pilalaovana 2023. Betsaka ny asa miandry, anisan’izany ny lalao Olympika, “JO 2024”, any Paris France. Notanterahina tetsy amin’ny kianja Alarobia, ny alahady lasa teo, ny fivoriambe ara-potoanan’ny federasiona malagasin’ny atletisma (FMA). Nanatrika […]






