Other News

Manœuvre de déstabilisation : l’Emmonat affiche sa fermeté

Les Forces de défense et de sécurité seront intransigeantes afin de faire respecter l’ordre et la sécurité à l’approche de la proclamation officielle du résultat de l’élection. Des mesures seront ainsi prises face à toutes tentatives de déstabilisation selon l’Emmonat. Tolérance zéro envers les fauteurs de troubles. C’est en quelque […]

Fanondranana ; betsaka ny akora fototra azo trandrahina

Niantoka ny 22.4% amin’ny tahan’ny Harinkarena faobe eto Madagasikara nandritra ny taona 2022 ny fambolena. Raha 58,7 tapitrisa ha ny velaran’i Madagasikara, mahatratra 40,8 tapitrisa ha ny velarana azo volena. Mbola maherin’ny 33,2 tapitrisa ha anefa ny tany tsy mbola voatrandraka. Manan-karena akora fototra azo trandrahina tsara i Madagasikara ankoatra ireo voly […]

VAOVAO TAMBATRA

Manodidina ny 1 000 000 ny Malagasy mivelona amin’ny harena an-kibon’ny tany, araka ny tombana nataon’ny minisitera mpiahy. Tamin’ny taona 2015 io tarehimarika io, fa tsy misy ny antontanisa mazava mahakasika ny mpitrandraka madinika tsy ara-dalàna. Misy koa ny tantsaha manao ity asa ity ihany amin’ny fotoana an-tselika. Nanaraka ny zotra […]

MTP: nahomby 85% ny zana-kazo voavoly

Mandray anjara amin’ny tanjona fandrakofana ala an’i Madagasikara ny minisiteran’ny Asa vaventy (MTP). Manodidina ny 3 000 isa ny zana-kazo nambolen’ny fianakaviamben’ity minisitera ity, ny volana marsa 2023 teo. Tany amin’ny fokontany Ambohibarikely, ao amin’ny faritra ZODAFARB Ampangabe, kaominina Ambalavao, distrika Atsimon­drano no nanatanterahina izany. Taorian’ny fanombanana ny herinandro lasa […]