Other News

INDRAY MIJERY

Nisy ny atrikasa niarahana tamin’ireo farmasianina tamin’ity herinandro ity. Nodinihina tamin’izany ireo karazan-dalàna mifehy ny fanokafana sy fanakatonana ary famindrana toeram-pivarotam-panafody. Hatsan­gana koa ny komity manokana hanara-maso sy hanapaka izany. Nahazo vata fampangatsiahana 23 fanampiny ireo toerana fitehirizan-dra eny amin’ireo hopitaly eny anivon’ny distrika. Kitapon-dra sy singa ilaina amin’ny famindrana […]

TARATRY ny KANTO

Mitohy ny hiragasy etsy Ampefiloha. Hiakatra kianja indray, rahampitso alahady 17 desambra, ry Sahondrafinina Zanany, hifanandrina amin-dry Samuelson Andohavary. Ady hiragasy toy ny efa mahazatra ao amin’ny kianja, manomboka amin’ny 10 ora maraina ka manariva andro. Hiady ny lalao raha ny lazan’ireto tropy roa izay hifandona ireto. Tsy misy vidim-pidirana […]

Na ry zareo aza tsy mifankahazo : tsy an’ny Malagasy velively ny Krismasy

Rehefa tonga ny 25 de­sambra na ny fankalazana ny Krismasy, feno hipoka ny fiangonana kristianina. Antony, io no nambara fa anisan’ny vanim-potoana lehibe indrindra eo amin’ny sehatry ny finoana maneran-tany. Na ny ady aza, miato. Nialohan’ny nahatongavan’ny vahiny (misionera) teto Madagasikara, nanana ny finoany sy ny fivavahany ny Malagasy. Noho […]

Tselonina sy Fara Gloum : mitohy ny fampiaraham-peo

Nisy hiran’ny tarika Lota iray, niarahan’i Fara Gloum sy i Tselonina namerina. Tarika nisy an’Ingahibe, niarahany tamin’i Parany sy i Yves tamin’izany fotoana izy io. Maro ireo tsy nahalala ilay hira, saingy kosa nankafy ny “video”. Santionan’ny fampiaraham-peo izay hataon’i Fara Gloum sy i Tselonina anio, eny amin’ny Brothers Andraharo, […]