Lavon’ny zandary ny dahalo raindahiny amin’ny fakana an-keriny ao amin’ny distrikan’ Anjozorobe, afakomaly. Anisan’ireo dahalo iray tarika amin’Iarisy nampitondra faisana tao Anjozorobe sy Ankazobe ary Ambohidratrimo. Efa namoahan’ny fitsarana taratasy fanenjehana azy ity dahalo ity. Nahazo fampitam-baovao anefa ny zandary fa miery ao Toamasinakely Beanana, distrikan’Anjozorobe ny andian-dahalo tarihin’ity maty […]
Other News
TSELATRA
Saron’ny zandary avy ao amin’ny borigadin’ Ambohimangakely, omaly ireo vehivavy malaza ratsy amin’ny fisolokiana tany. Nandritra ny roa taona izy ireo no nanao ity asa ratsy ity. Anisan’ ireo voasoloky koa ny rafozan’ny vehivavy iray amin’ireto mpisoloky ireto. Rehefa mahita olona mitady tany na trano amidy ireo mpisoloky dia entiny […]
Asan’dahalo mahery vaika : noravan’ny zandary ny tanànan’Ankitikitika
Fonenan’ny dahalo sy ny fianakaviany ny tanànan’Ankitikitika. Noravan’ny zandary izany ny 10 desambra teo. Olon-dratsy roa lahy lavo, tsy hita popoka ny namany. Maty voatifitry ny zandary ny dahalo roa lahy fantatra amin’ny solon’anarana hoe Ankavanany sy Hamena tao amin’ny tanànan’ Ankitikitika, distrikan’i Maintirano, ny 10 desambra teo. Nitsoaka tsy […]







