Tanterahina ny 20 desambra 2023, eny amin’ny ADMC CRAAM Ankatso, ny fanokafana fampirantiana “Harmony of Chaos”, iarahana amin’ny We Art, mpahay kanto misehatra eo amin’ny fanaovana hosodoko. Fotoana iray ihaonan’ireto mpahay kanto ireto amin’ny mpankafy azy io fotoana io. Samy haneho ny maha izy azy moa ireto mpahay kanto ireto […]
Other News
Harifidy Ramarozatovo : haseho ny boky ” Ny Vehivavy filamatra”
Hamoaka ny boky “Ny Vehivavy filamatra” i Harifidy Ramarozatovo, mpanoratra. Haseho etsy amin’ny Espace Loisirs Antaninarenina, ny alarobia 20 desambra izao, manomboka amin’ny 10 ora maraina hatramin’ny efatra ora hariva ity boky vaovao ity. Voarakitra ao anatiny ny andram-pamakafakana miendrika fitantarana kely ny tranga na zava-misy amin’ny endrika kanto, miisa […]
Fanabeazana: ampy hanabeazana ny Malagasy ny teniny
Beazina amin’ny teny frantsay ny Frantsay. Amin’ny teny anglisy ny Anglisy… Ny Malagasy beazina amin’ny teny frantsay ! Lova avy amin’ny mpanjakazaka an-tanin’olona io. Noho ny antony afenimpenina, nanjary sarotra ny nitsipaka sy nanda izany. Niteraka fiampangana ny teny malagasy io tranga io. Tsy ampy, hono, ny teny malagasy. Tsy mety […]
SOMBIM-BAOVAO
Misongadina tanteraka ireo Malagasy mpilalao baolina kitra mila ravinahitra any amin’ny Nosy Seychelles. Anisan’ireo mpampiditra baolina betsaka indrindra amin’izao fotoana izao, i Coka. Miisa 13 ny baolina tafiditr’ity Malagasy lohalaharan’ny Real Maldive ity. Marihina fa anisan’ireo nibata ny amboaran’ny filoha, tamin’ity taona ity, ny Coka. Voasazy tsy afaka milalao amin’ny […]
«Ligue des Champions 2024» : hifanandrina amin’ny ekipa goavana ny PSG
Nifarana ny alarobia lasa teo, ny fifanintsanana isam-bondrona ho an’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa “Ligue des Champions (LDC) 2024”, taranja baolina kitra. Azo heverina ny mety hihaonan’ny ekipan’ny Paris Saint Germain France, amin’ireo klioba goavana toa ny Real Madrid Espagne, ny FC Bayern Munich Allemagne, ny Manchester City Angleterre. […]







