Other News

Asa tanan’i Rado : fomba iray fanabeazana ny taranaka ny «Paikafo»

Paikafo, asa tanana natombok’ Andriamantena Georges na i Ra­do, mpanoratra sady poeta, ta­min’izany andro izany. No­lo­vain’ ny zanany An­driamanantena Andry Solofo tao anatin’ny 40 tao­na izay. “Ataovy amin’izay fa efa miha antitra aho, hoy ny raiko. Nafin­drany tamiko ilay asa satria hitany fa nahay sary aho ary tsy nety nanao sary […]

VAOVAO TAMBATRA

Handray anjara amin’ny “Cop 28”, ny 30 novambra ka hatramin’ny 12 desambra, atao any Dubai, Emirats Arabes Unis, i Madagasikara. Hampia­vaka ity andiany ity ny fitokanana sy fanokafana ny toerana voatokana “pavillon de Madagascar” izay se­hatra hampisongadinana ny Nosy sy hampiroboroboana ny fiombonan’antoka mahakasika ny “crédits carbones”. Maherin’ny 20 000Ar […]

Airtel Afrika : nitombo 9,7% ny mpanjifa manerana an’i Afrika

Nifarana ny 30 septambra teo ny fotoam-piasana, tao anatin’ny enim-bolana farany, ho an’ny vondron’orinasa Airtel Afrika. Any Nizeria ny foiben’ny vondrona. Sandam-bola ampiasaina ny Naira, ka tsy maintsy nahomby ny vokatra amin’ny ankapobeny, satria nitombo 9,7% ny isan’ny mpanjifa, manome 147,7 tapitrisa. Nitombo ny tolotra sy ny vola nokirakiraina, ka […]

Be kajikajy

  Raha tsy mahay dia mihinana am-bolony sy fanina tanteraka amin’ny tontolo politika eto Madagasikara. Ny olona noheverina ho raiamandreny, mirona mankany amin’ny ankolafin-kery iray. Tsy fantatra mazava intsony raha hambom-po diso toerana na valifaty tsotra izao amin’ny mpiray latabatra izay tsy nahafalifaly azy. Ny resaka fitiavan-tanindrazana, zary mivadika baraingo. […]

Fampandrosoana ara-bola : mampiroborobo ny tahirim-bola ny Smmec

Natokana ho Andro iraisam-pirenena ho an’ny Tahirim-bola ny 31 okrobra. Tanjona ny hampandrosoana ny fampiasam-bola, hampiroboroboana ny seha-piharian’ny sokajin’olona samihafa. Anisan’ny nankalaza iza­ny ny Orinasa iombonana ho an’ny fitahirizam-bola sy ny fampindramam-bola (Smmec). Andro iraisam-pirenena ho an’ny Tahirim-bola ny 31 oktobra teo. Anisan’ny nankalaza izany ny orinasa iombonana ho an’ny […]