Other News

Dernier round…

La campagne électorale entrera bientôt dans sa dernière ligne droite. A constater la situation sur le terrain, il n’y aura plus aucun doute sur la tenue de l’élection. Même si deux candidats seulement, les plus visibles sur le terrain, battent la campagne, les dés sont jetés. Pour dire que les […]

Manifestation sur la place du 13 mai: le gouvernement dénonce une « provocation inadmissible »

« Le gouvernement tient à exprimer ses préoccupations face aux actions du collectif des 10 candidats tentant par tous les moyens de saboter le processus électoral en cours à Madagascar », indique le communiqué du gouvernement hier. Après plusieurs tentatives ratées, de s’introduire par la force sur la place du 13 mai […]

Handball – Mada “sénior” : hahemotra amin’ny taona 2024 ny fifaninanana

Noho ny antony tsy miankina amin’ny federasiona malagasin’ny handball (FMHB), tsy raikitra ny fifaninanam-pirenena ho an’ny sokajy “senior” lahy sy vavy, ho an’ny taom-pilalaovana 2023. Fiha­o­nana tokony ho natao tany Antsiranana, ny 13 ka hatramin’ny 21 oktobra lasa teo. Araka ny angom-baovao, noho ny zava-misy eto amin’ ny firenena ny […]

SOMBIM-BAOVAO

Notanterahina nanomboka omaly, teny Ankadikely Ilafy, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja Tenisy, sokajy zandriny. Tazana mandray anjara amin’izany, ilay vehivavy malagasy U-16, Rajaobelina Iriela. Tsiahivina fa nandrafitra ny ekipam-pirenena malagasy, Akomba, izy, nandritra ny lalaon’ny Nosy 2023. Manomboka mandeha ny fanazarantenan’ireo klioba rehetra eto Madagasikara amin’izao fotoana izao. […]