Other News

Miandry ny « Prix Découvertes RFI »… : Hisehatra etsy amin’ny IFM i Claudio Rabe

Na any ivelany aza no monina, tsy manadino ny fototra i Claudio Rabe. Maro ireo ezaka efa nataony. Hisy ny dingana holalovany. Iray amin’ireny ny fifaninanana « Prix Découverte RFI ». Tany amin’ny tontolon’ny dihy no tena nampisongadina azy voalohany… Fa mpanakanto marolafy raha i Claudio Rabe. Mpitendry amponga maroanaka sy karazan-javamaneno […]

SOMBIM-BAOVAO

Efa aty amin’ny faha-25 ny volana febroary isika izao, tsy mbola fantatra mazava ny andro hahatongavan’ny filohan’ny Federasionina iraisam-pirenen’ny baolina kitra (Fifa), i Gianni Infantino, eto Madaga­sikara. Raha ny filazan’ny Federasionina, tokony ho efa tany amin’ny faran’ny volana janoary izy no tonga teto, saingy hatramin’izao, mbola andrasana ny fivahinianany eto […]

Tsipy kanetibe – “PPF 2026” : Nahazo fanasana i Yves sy i Tonnerre ary i Lova

Hotanterahina ao amin’ny Kianja Douaisis, France, ny sabotsy 7 sy alahady 8 marsa ho avy izao, ny famaranana lehibe amin’ny fiadiana ny Passion pétanque française (PPF 2026), taranja tsipy kanetibe, ho an’olon-telo miaraka. Anisan’ireo nahazo fanasana amin’izany ny Malagasy. Hiaro ny voninahi-pirenena amin’izany i Yves Sedrick sy i Tiana (Tonnerre) […]

Basket Unity Game: Hitohy rahampitso ny fifaninanana

Notanterahina nanomboka omaly, hitohy rahampitso, eny amin’ny Kianja Oceanis Park Ambohidratrimo, ny fifaninanana iraisam-pirenena “Basket Unity Game”, karakarain’ny ligin’Analamanga. Ho an’ny omaly, nifanandrina ny ekipan’ny Qua­tre-Bornes avy ao Maorisy sy ny Vétérans Ambo­hi­dratrimo, lalao izay nanokatra ny fifaninanana. Taorian’izay, nifandona ny Hammers Maorisiana sy ny tompondakan’ny N1B malagasy, ny AS […]