Other News

Fanentanana vaky boky: nitohy teny Antsararay ny « Caravaniles »

Tontosa, omaly, ny hetsika atrikasa Angano sy fanentanana hamaky boky, ho an’ny teny amin’ny Boriborintany fahenina, notarihin-dRaza­na­driaka Lalao Elina.. Teny amin’ ny trano famakiam-boky An­tsa­raray no nanaovana izany, hetsika izay tafiditra ao ana­tin’ny “Festival Caravaniles 2023”. Mpianatra maro samihafa, avy amina sekoly isan-tsokajiny no niatrika izany. Anjaran’ny ankizy sy ny […]

“Fy ifidianana”: tononkalom-pitiavana…

… Fa tsy politika ! Antsam-paribolana, toy ny fanaon’ny faribolana Sandratra isam-bolana izy ity. Hotontosaina ny sabotsy 28 oktobra ho avy izao, manomboka amin’ny 3 ora tolakandro, etsy amin’ny CGM/GZ Analakely, ny “Fy ifidianana”. Hanokatra ny taom-piantsana izany ho an’ity Faribolana ity, ka ezahina hiavaka. “Fy ifidianana”, hiantsan’ireo poeta tononkalom-pitiavana amin’ny […]

«Herinandron’ny Havàtsa-Upem»: mihatanora hatrany ny mpanoratra

Anisan’ny hetsika lehibe indrindra amin’ny fampiroboroboana ny tontolon’ny soratra eto Madagasikara ny « Herinandron’ny Havàtsa-Upem ». Misy hatrany ny fivoarana hoentin’izany. Nosokafana, omaly, te­tsy amin’ny Tranom­bokim-pirenena Anosy, ny he­tsika «Herinandron’ny Havà­tsa-Upem ». Maro ireo mpandray anjara. Nisonga­dina in­drindra amin’izany ny tanora. Saika ny sanganasan’izy ireo no tazana amin’ny fampirantiana. Tazana efa miditra an-tsehatra […]

VAOVAO TAMBATRA

Manomboka androany ka haharitra efatr’andro ny «salon de la créativité Voatra», atao etsy amin’ny kianja Barea. Hetsika hanandratana ny vokatra vita malagasy fa indrindra ny fivoaran’ny mpandraharaha nahazo tohana tamin’ny Antenimieran’ny indostria sy ny varotra nandritra ny 10 taona. Nirodana ny tetezana any Fangolafana Maromena, distrika Ifanadiana, ny 21 oktobra […]

FANAMBOARAN-DALANA : mitohy anaty fotoam-pahavaratra

Maro ny ampahan-dalana efa vita eto Antananarivo, fa mbola mitohy koa ny asa, na fahavaratra aza ny andro. Anisan’ny vao vita tamin’ity fiandohan’ny herinandro ity ny eny amin’ny BOA Ampan­drana, mandalo Bel’Air, hatrany amin’ny Paositra Amba­nidia. Toraka izany koa ny eo amin’ny sampanana Ankatso, Antanimora, Mausolée, hatrany Ampasampito. Anisan’ny ampahan-dalana […]