Natao ny 16 oktobra teo ny atrikasa mahakasika ny fanadihadiana amin’ny lafiny tontolo iainana amin’ny fomba niomerika, iarahana amin’ny teknisiana japonais ao anatin’ny Fiaraha-miasa ho an’ny fampandrosoana, Jica. Ao anatin’izany ny fitsinjovana ny fikajiana ny tontolo iainana eo amin’ny sehatry ny fitrandrahana ny harena an-kibon’ny tany. Tanjona ny hijerena ny […]
Other News
SIH 2023 : hisongadina ny fanorenan-trano mitsinjo ny tontolo iainana
Nisokatra omaly, eny amin’ny Zone Forello Expo Tanjombato, ny Foara iraisam-pirenena ho an’ny trano fonenana (SIH). Hampiavaka amin’ity andiany faha-25 ity ny fitsinjovana ny tontolo iainana. Maherin’ny 120 ny mpandray anjara eny amin’ny SIH 2023, ahitana ireo mpisehatra samihafa amin’ny lafiny fanorenana, indrindra ny trano fonenana, toy ny mpamokatra akora fototra, ny mpamatsy kojakoja, ny orinasa matihanina […]
INDRAY MIJERY
Nankatoavin’ny filankevitry ny minisitra ny alarobia teo, ny fisokafan’ny fiofanana nasionaly na ny concours d’entrée à l’internat qualifiant en médecine, amin’ity taona 2023 ity. Mpianatra ho mpitsabo miisa 60 no kendrena horaisina amin’izany. Ny 50 amin’izany dia sivily ary ny 10 kosa dia miaramila. Nahazo fitaovam-pianarana, ahitana kahie, penina, aronakanjo […]
TARATRY ny KANTO
Revy Lôlô, eny amin’ny Le By Pass After Work. Mitohy hatrany ny famelomana ny “Revy Lôlô sy ny tariny”, hataon’i Benny sy Bebey. Manaraka azy mirahalahy amin’ny tendry gitara hatrany i Ninie Kaolibera. Toerana efa mahazatra ireo mpiala voly aorian’ny asa rehefa faran’ny herinandro ity hanomezan-dry zalahy fotoana, anio manomboka […]
Aft Andavamamba: hiditra amin’ny andiany faharoa ny « Festival des livres « Thrillers »
Tanterahina eny amin’ny Alliance française d’Antananarivo (Aft Andavamamba), manomboka rahampitso hatramin’ny 31 oktobra 2023, ny « Festival des livres « Thrillers » andiany faharoa. « Les monstres littéraires » no lohahevitra noraisina amin’izany. Hetsika lehibe hanehoana ireo haikanto maro samihafa mampatahotra. Anisan’izany ny rantin-tsary, teatra, lalao sy fifaninanana, atrikasa ary fihaonana sy fifampizarana. Tanjona ny […]






