Araka ny fampitam-baovao, hotanterahina anio alakamisy 19 oktobra, etsy amin’ny efitrano malalaky ny kianja Barea Mahamasina, ny famindram-pahefana eo amin’ny filoha vaovaon’ny federasiona malagasin’ny baolina kitra (FMF), Randriamanampisoa Alfred, sy ny teo aloha, Andrianiony Victorien. Araka ny lalàna, tsy maintsy niandry 2 andro taorian’ny fahavitan’ny fifidianana, ny vaomiera manokana misahana […]
Other News
Rugby Federal 2 : hifandona Anjanahary sy Amboditsiry
Hafana indray ny lalao rugby “Federal 2” izay hatao etsy Andohatapenaka, amin’ny alahady ho avy izao. Hanokatra ny fihaonana amin’izany, ny fihaonan’ny FTA Anjanahary sy ny 3F5 Amboditsiry. Tsiahivina fa ny ekipan’ny 3F5, efa nahazo fandresena nanoloana ny FTAM Mandrangobato, tamin’ny isa tery, 26 no ho 23, ny alahady 1 […]
«Basikety N1A» : hifanandrina voalohany ny Ascut sy ny As Fanalamanga
Hanomboka anio alakamisy 19 oktobra, etsy amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara N1A lahy sy vavy. Hisantatra ny fifaninanana ny Ascut sy ny AS Fanalamanga, eo amin’ny sokajy lehilahy. Ekipa mendrika indrindra, nandritra ny dingana voalohany, miisa 8, ny hiady ny amboara, eo amin’ ny sokajy […]
Toamasina : maty voafaokan’ny fiara ilay vehivavy
Nipitika rehefa voadonan’ny fiara nirimorimo, vehivavy iray namoy ny ainy, tao Ambalamanasy, ny alatsinainy 16 oktobra. Maty teo no ho eo, voadonan’ny fiara nandeha mafy ny vehivavy iray niampita arabe, tao amin’ny lalam-pirenena fahadimy, teo Ambalamanasy mihazo ny seranam-piaramanidina, afakomaly tamin’ny 12 ora sy 30 minitra. Niaraka tamin’ny namany maromaro […]
INDRAY MIJERY
Hitandroana ny fahasalamana, misy fihetsika tsara ho fantatra manoloana ny vanim-potoana mafana. Ilaina ny misotro rano madio matetika, 1,5 l isan’ andro, ny mitondra fitafiana maivana sy satroka. Tokony hatao azon’ny rivotra tsara ny trano fonenana sy ny toeram-piasana ary aleo mipetraka amin’ny toerana maloka sy mangatsiatsiaka. Zava-dehibe ny fahadiovan’ny […]






