Other News

Kitra – « Fenêtre FIFA » : afa-bela tamin’i Bénin i Madagasikara

Tamin’ireo lalao roa nataon’i Madagasikara, nahazo fandresena tokana izy ireo. Lavon’i Madagasikara tamin’ny isa 2 no ho 1 i Bénin. Nofaranan’ny Barea de Madagascar tamin’ny fandresena ny lalao fa­nomanana tafiditra amin’ny “Fenêtre FIFA”, izay natao tany Maroc. Resin’izy ireo ta­min’ny isa 2 no ho 1 i Bénin, nandritra ny fihaonana natao […]

INDRAY MIJERY

Velon-taraina ny fikambanan’ny olona manana toetena varira eto Madagasikara izay tarihin’ny filohany, Soja Fulgence. Tsy mbola nahitam-bokany hatramin’ izao ny fakana an-keriny niseho tany amin’ny faritra Androy sy Menabe. Efa ho herinandro no nisian’ny tranga nefa tsy misy ny vokatra azon’ny mpitandro filaminana. Tanora 25 niofana ho mpitarika no nizarana […]

TARATRY ny KANTO

« Ohabolana, kolo saina ho an’ny ankizy ». Tontosa omaly ny atrikasa vaky boky notontosain’ny mpa­noratra Andrianimerina Hobiana. Nandritra izany ihany koa no nampahafantarany ny boky “Ohabolana, kolo saina ho an’ny ankizy”. Hitohy anio, eny amin’ny trano famakiam-bokin’ny boriborintany faharoa, eny Mo­rarano, ity atrikasa ity. “Hay”. Anjaran’ny ankizy mpianatra ao amin’ny EPP […]

« Nofy Maitso” andiany faharoa : mpahay kanto maro mandray anjara

Tontosaina mandritra ity herinandro ity, ao Toamasina renivohitra, ny fifaninana « Nofy Maitso », andiany faharoa. Hetsika ara-javakanto maro samihafa no ho hita manditra ny hetsika. Anisan’ izany ny fifaninanana “Slam Poèsie” sy ny fampisehoana ataon’ny mpahay kanto, mpihira, malaza avy amin’iny faritra iny. “Andao hiaraka hanonofy, andao hiaraka hanatanteraka”, hoy ny teny manentana […]