Other News

Fambolena voatabia : hamokatra 1 400t isan-taona ny tantsaha

Faritra anisan’ny mamokatra voatabia hatrany amin’ny 25 770t isan-taona Mahitsy, distrika Ambohidratrimo. An­tony nametrahana milina fanodinam-bokatra ao an-toerana, tamin’ny alalan’ny tetikasa taninketsa indostrialy “one district one factory” (Odof). Tonga tany an-toerana nitondra izany ny minisitry ny Fampiroboroboana ny indostria sy ny varotra ary ny fanjifana, Razafindravahy Edgard, ny zoma teo. […]