“Tsy ampy mpanoro sy mpanohana ny mpiantsehatra eo amin’ny asa soratra malagasy”, hoy i Michèle Rakotoson. Miezaka mamaly ny filan’ny sehatry ny haikanto sy ny kolontsaina malagasy ny Hetsika, ho fampivelarana sy fampiroboroboana izany. Notanterahina, omaly, teny amin’ny trano famakiam-boky Mille Feuilles Behoririka, ny tafatafa sy valandresaka ho an’ny mpanao […]
Other News
Fiompiana trondro an-tanimbary: mbola malalaka ny tsena ary tsy ahina ny aretina eto Madagasikara
Seha-pihariana anisan’ny miroborobo fatratra ny fiompiana trondro karpa sy tilapia eto an-toerana. Faritra maro, ahitana mpiompy karpa be indrindra ary manao izany ho foto-pivelomana ny faritra Analamanga, Itasy, Matsiatra Ambony ary Vakinankaratra. Nampidirina teto Madagasikara ny trondro karpa tamin’ny taona 1914. Lasa karazan-trondro be mpiompy indrindra izy io ankehitriny. Azo […]
Vaovao tambatra
Tsy manaiky ny fetra farany ambany amin’ny «nicotine» any anatin’ny lavanila, napetraky ny Vondrona eoropeanina (UE), ny fanjakana. Antony, manana taha ambony lavitra amin’io fetra io ny 60%-n’ny lavanila malagasy. Tokony hihatra amin’ny 15 septambra 2023 io fepetra io. Mirefy 2 000 ha ny velaran-tany voakasiky ny tetikasa “Volobe”, hanamboaran’ny […]
Anosibe hatrany Ambodimita : milanja 115 000 t ny fotaka hoesorina ao amin’ny lakandrano C3
Hanomboka tsy ho ela ny tena asa goavana fanadiovana ny lakandrano C3. Miainga eny Anosibe , mipaka hatrany Ambodimita, mirefy 12 km. Ao anatin’ny tetikasa “Produir” ity asa ity, vatsian’ny Banky Iraisam-pirenena ara-bola, tanterahin’ny minisiteran’ny Fanajariana ny tany sy ny fananan-tany (MATSF), entina hanatsarana ny fari-piainan’ny mponina marefo eny amin’ny […]
Sadasada manan-tsoratra
Mafana ny toe-draharaha eto Madagasikara ! Raha noheverina ho famahana olana ny fifidianana dia mivadika ho fototr’olana izany ankehitriny. Asa inona no ambaran’ny mpitandro filaminana, anio maraina. Hisy ny fanambarana lehibe hataon’izy ireo. Tsy mbola misy mipika kosa ny ho vontoatiny. Ny lehiben’ny governemanta sady filoham-panjakana miara-mitantana no hitarika […]






