Araka ny fikarohana natao omaly, nilaza ny vaovao iray any Oganda, Swift Sports Uganda, fa tsy ho raikitra noho ny antony tsy mazava ny lalaon’i Madagasikara sy i Oganda, izay hatao any Antalya Torkia, ny 31 marsa ho avy izao. Tafiditra amin’ny “Fenetre Fifa” ity fifanandrinana ity. Nilaza ity pejy […]
Other News
Tsipy kanetibe : Hitiliana izay hiatrika ny “Tournoi” atsy Maurice
Nisongadina ny ekipan’ny C2BA Vakinankaratra nandritra ny fanokafana ny taom-pilalaovana 2026, taranja tsipy kanetibe, ho an’ny Fédération sport-boule de Madagascar (FSBM). Nifantenana izay ho ao anaty ekipam-pirenena ny fifaninanana. Tontosa soa aman-tsara teny amin’ny Kianja Soamandrakizay, ny alahady lasa teo, ny fifaninanana fanokafana ny taom-pilalaovana 2026, taranja tsipy kanetibe. Fihaonana […]
Mpitsabo eto Madagasikara : Miantso hanavaozana ny rafitra ara-pahasalamana
Naneho ny fahavononany handray anjara amin’ny fanavaozana ny rafitra ara-pahasalamana eto Madagasikara ireo mpitsabo, malagasy, nandritra ny fihaonambe nataon’izy ireo tetsy Antaninarenina, ny 13 marsa lasa teo. Tanjona ny hananganana rafitra ara-pahasalamana marina, mahomby ary manaja ny matihanina amin’ny sehatry ny fahasalamana. Mbola maro ireo olana sedrain’ny mpitsabo ankehitriny. « Sahirana […]
RR36 : Harenina ny lalana Mahitsy-Farahantsana
Mandeha ny asa fanarenana ny lalam-paritra RR36, mampitohy an’i Mahitsy sy i Farahantsana. Efa ela no nampikaikaika ny rehetra ity lalana ity, noho ny fahasimbana sy ny fahatereny. Nijery ifotony ny fizotry ny asa, ny zoma 13 marsa teo, ny talen’ny kabinetran’ny minisiteran’ny Asa vaventy, Ramanankavana Christian. Hita fa efa […]
TARATRY ny KANTO
Andro maneran-tany ho an’ny angano sy ny Poezia, hankalazaina any Amoron’i Mania. Hisy ny hetsika izay hotontosaina ao Antamponivinany Ambositra, ny 21 marsa izao, amin’ny 9 ora maraina. Sady tafiditra amin’ny fanamarihana ny faha-10 taona nijoroan’ny Faribolana Sandratra any an-toerana izany ka hanasana ireo mpisehatra amin’ny literatiora sy ireo mpianatra […]






