Nanao tohivakana ny fanambaran’ireo mpanao politika taorian’ny tranga niseho tetsy Mahamasina ka nahafatesana olona am-polony sy naharatrana an-jatony. Anisan’ny nanao izany ny filoha teo aloha, Ravalomanana Marc. Nirary fiononana ho an’ny fianakavian’ireo nodimandry ary nirary fahasitranana ho an’ireo naratra. Naneho alahelo amin’ny zava-nitranga koa ny filoha nasionalin’ny antoko Malagasy miara-miainga, […]
Other News
Airtel sy ny polisim-pirenena : nanolotra fitaovam-pifandraisan-davitra ho an’ny zaza kamboty
Manome lanja ny fanabeazana ny ankizy ny Airtel. Nanolotra fitaovana sy kojakoja samihafa mikasika ny fifandraisan-davitra, ho an’ny toby fitaizana zaza kamboty an’ny polisim-pirenena any Ambatolampy, ity orinasa ity, ny 21 aogositra teo. Anisan’izany ny fitaovana « routeur » iray misy fahana mandritra ny herintaona, miampy ordinatera iray. Azo ampiasaina hiatrehana ny […]
Fidarohana mpianatra teny Ankatso : maro ny nanameloka ny mpitandro filaminana
Niraradraraka ny fanambarana sy fanamelohana ny fihetsiky ny mpitandro filaminana, nandrava ny hetsiky ny mpianatra, nanao fitakiana teny Ankatso, afakomaly. Nanameloka tanteraka ny herisetra ny filoha nasionalin’ny MMM, Andrianainarivelo Hajo. Nambarany fa tokony hahay hifehy tena ny mpitandro filaminana, na mafy aza ny tsindry mahazo azy noho ny baiko midina […]
TURQUIE : hizara traikefa amin’ ny Tafika Malagasy
Nandray ny masoivohon’i Torokia miasa sy monina eto Madagasikara, Ishak Ebrar Çubukçu, ny minisitry ny Fiarovam-pirenena (MDN), ny Jly Rakotoarijaona Josoa, afakomaly, teny Ampahibe. Nivoitra tamin’ity fihaonana ity fa efa nahazo tombony tamin’ny fampiofanana tany Torokia ny Tafika Malagasy. Nisongadina tamin’ny lahadiniky ny roa tonta nandritra ny fihaonana rahateo ny […]
Filoha Rajoelina Andry : miantso fitoniana sy firaisankina!
Nanokatra tamin’ny fomba ofisialy ny lalaon’ny Nosy andiany faha-11, tanterahina eto amintsika ny filoha Andry Rajoelina, omaly, tetsy amin’ny kianjan’i Mahamasina. Niantso firaisankina ny tenany. «Tsy maintsy mandresy rehefa miray hina… Efa betsaka ny lalaon’ny Nosy fa tamin’ity indray mandeha ity no natrehin’ny filoham-pirenena miisa telo, tarihin’ny filohan’i Kaomoro sady […]






