Other News

Karate : Malagasy telo hitsara amin’ny lalaon’ny Nosy

Fantatra, omaly, nandritra ny lanonana fandraisana ireo delegasiona malagasy niatrika ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika, tany Casablanca, tetsy Ivato, fa hanana mpitsara 3 i Mada­gasikara, amin’ny lalaon’ny Nosy, ho an’ny karate. Nam­baran’ny filohan’ny federasiona, Ratefinanahary Emile, fa zava-dehibe no nandehanana tany Casablanca Maraoka, taorian’ny sazy napetraky ny federasiona iraisam-pirenena. Ankoatra […]

Handball – «Mada Jeunes» : nody any amin’ny faritra avokoa ny amboara

Nanjakan’ny ekipa avy any amin’ny faritra ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja handball, sokajy zandriny, lehilahy “minime, cadet, junior”. Fifaninanana, notanterahina tany amin’ny kianja mitafon’i Boeny, ny 9 ka hatramin’ny 19 aogositra lasa teo. Ho an’ny “minime”, adin’ny samy Ihorombe ny famaranana. Fihaonana nikatrohan’ny Vasia sy ny ASLPNYA. Resin’ny […]

Lalaon’ny Nosy : tonga ny Club M, ekipam-pirenena maorisianina

« Haka ny medaly volamena no tanjon’ i Maurice» hoy nympanazatra Rasoanaivo Fidy. Malagasy mpanazatran’ny Club M, ekipam-pirenena maorisianina. Nigadona tetsy Ivato, ta­min’ny 3 ora sy 15 mn ny ekipam-pirenena maorisianina, taranja baolina kitra, na ny Club M. “Mitovy amin’ny rehetra ny tanjoko dia ny hahazoan’i Maurice ny me­daly volamena, amin’ity lalaon’ […]

INDRAY MIJERY

Hanao volon’andro ririnina ny andro anio sy rahampitso, hahatsapa hatsiaka, araka izany, ny amin’ny faritry ny afovoantany, hoy ny foibe famantarana ny toetry ny andro. Mandrahona ny ilany atsinanan’ny afovoantany anio ary 22°C -24°C ny maripana ambony indrindra amin’io faritra voalaza io. 66,04 % ny taham-pahafahana bakalorea ho an’ny faritanin’i […]

TARATRY ny KANTO

Tafatsangana ny « Sehatra bagasy » any Frantsa. Io no anisan’ny voandalana lehibe nentin’ny R’Imbosa nandritra ny fandalovany tany an-toerana. Mialoha ny fifidianana dia ireto aloha no mitantana : Raiamandreny : Rakotonirina Wilson sy Hanta mivady. Filoha : Andrianasolo Rolland Rafiankinana sy Antso mivady. Mpitan-tsoratra : Rasoamahenina James sy Eliane mivady. Tsy mivelatra ny hosodoko. Noho […]