Other News

SOMBIM-BAOVAO

Nigadona, omaly, teny Ivato, ireo Seyseloa mpilalao baolina kitra hihaona amin’ny Barean’i Mada­gasikara. Marihina fa hifandona etsy amin’ny kianjan’ny Barea Mahamasina ny alakamisy 24 aogositra ho avy izao, izy ireo. Tsara marihina fa Malagasy ny mpanazatra an’i Seychelles, Bruno Saidina. Tonga nitsidika ireo atleta mpikatroka ny taranja tolona ny solombavambahoakan’ny […]

Golf – « Inter-îles 2023 »: hanomboka anio ny fifaninanana

Hotanterahina manomboka anio hatramin’ny 25 aogositra, eny amin’ny Golf du Rova Andakana, ny fifaninanana “Golf Inter-îles 2023”. Miisa dimy ireo firenena mandray anjara amin’izany. Anisany i Madagasikara, mpampiantrano, i La Réunion, i Maurice, i Mayotte ary i Seychelles. Marihina fa ny Golf, voasokajy anatin’ireo taranja fampirantiana mandritra ny lalaon’ny Nosy […]

Judo-“IBSA World Games” : hifaninana rahampitso i Nampoina, judokas malagasy jamba

Nanainga omaly, nihazo an’i Birmingham, hiatrika ny lalao iraisam-pirenena “multisports” natokana ho an’ny jamba, Rakotoarivelo Nampoina Daniel. Hiakatra an-tsehatra rahampitso izy. Tanteraka ny fanirian’i Nampoina. Hiatrika ny “IBSA World Games”, hatao any Birmingham ity judokas malagasy jamba ity. Rahampitso izy no hifaninana, eo amin’ny sokajin-danja latsaky ny 60 kg. Hotontosaina […]

INDRAY MIJERY

Mampahafantatra ny kaominina Antananarivo Renivohitra fa foana ny tsenan’i Mahamasina ny alakamisy 24 aogositra ho avy izao ka ilazana ireo mpivarotra rehetra. Antony, anisan’ny hiatrehana ny lalaon’ny Nosy ny kianja Barea etsy Mahamasina sy ny manodidina azy. Miverina amin’ny laoniny izany, ny 7 septambra. Iandraiketan’ny sampandraharaham-paritry ny fanabeazana sy ny […]

Hisorohana ny lozam-pifamoivoizana: hanamafy ny fidinana ifotony ny tomponandraikitra

Nanatanteraka fivoriana vonjimaika ireo tomponandraikitra sy mpiara-miombon’antoka misahana ny fifamoivoizana eto Madagasi­kara, omaly. Voalaza nandritra izany ny fepetra tokony ho raisina sy handrindrana ny asa rehetra hisorohana ny loza eny amin’ny lalam-pirenena samihafa. Hanamafy ny fidinana eny amin’ny lalam-pirenena sy eny amin’ny toeram-piantsonan’ny taksiborosy ireo tomponandraikitra voakasik’izany. “Hotsirihana avokoa ny […]