Taxi-be 119 iray indray no nifatratra tamina moto iray teny Ankatso, omaly maraina. Tsy fantatra izay nahazo ny mpamily fa nirimorimo tampoka ilay fiara ka nitrongy ilay moto teo alohany. Potika ilay moto voatrongy raha tsy naninona kosa ilay raim-pianakaviana nitondra azy. Azon’ny zandary tao Amboasarimasina, fokontany Ambolomborona, distrikan’Ambatondrazaka, afakomaly, […]
Other News
Bisikileta nofaohan’ny kamiao : renim-pianakaviana namoy ny ainy
Maty tsy tra-drano ny ramatoa iray nanao taingin-droa tamin’ny bisikileta tao amin’ny fokontany Madiotsifafana, kaominina Ambatondrazaka, omaly maraina. Kamiao lehibe iray no nifatratra tamin’ ny bisikileta nitondra azy. Tamin’ny 6 ora maraina, tsy nanampo na inona na inona ireo olona roa. Nanaraka azy ireo avy ao aoriana ilay kamiao. Tampoka, […]
Namaky varavaram-pasana : jiolahy iray maty voatifitry ny zandary
Maty voatifitry ny zandary tao amin’ny fokontany Fiadanankely, kaominina ambanivohitr’i Mahitsy, omaly maraina, ny iray amin’ireo jiolahy nikasa hamaky fasana. Telo lahy izy ireo no niaraka. Tratra teo am-pisokirana fasan’olona. Nifanehatra tamin’ny zandary mpanao fisafoana izy ireo tamin’io fotoana io. Nandositra avy hatrany izy telo lahy raha vao nahita ny […]
Dimy lahy nosamborina : ady tany nivadika famonoana olona
Disadisa nateraky ny ady lova hatry ny ela, namoy ny ainy novonoin’ny fianakaviana akaiky azy ny lehilahy iray. Hitan’ny zanaky ny maty anefa ireo nahavanon-doza. Dimy lahy, izay fianakaviana iray ihany, indray nanafika tokantrano iray tao Andranomamavo, fokontany Marofarihy, kaominina Mahavelo, distrikan’i Farafangana, ny alin’ny alahady 13 aogositra teo. Nanao […]






