Other News

FOTODRAFITRASA FAMPANDROSOANA : vita ny lalana 187 kilometatra

Mitombo hatrany ny isan’ny lalana vita godirao eto amintsika. Anisan’izany ny lalam-pirenena, RN 9, manamora ny fifandraisana sady mitondra fampandrosoana. Notokanan’ny filoha Rajoe­lina, omaly, tany Ankantsakatsa, ny lalam-pirenena fahasivy RN9. Miainga eo Toliara hatrany Bevoay, hatrany Manja, mirefy 187 km, vita godirao tanteraka. Nanomboka tamin’ny 2020 ny asa, nizara roa ny nanatanterahan’ny orinasa, China […]

Jobily faha-25 taonan’ny Feo miantso”: hiaraka ny antsan-kira sy ny fanatanjahantena

Hiavaka ny fanamarihana ny faha-25 taona. Hatao ny 24 septambra izao ny antsan-kira lehibe hiarahan’ny antoko mpihira Feo miantso, tompom-pety sy ny tarika Ndriana Ramamonjy, hatao eny amin’ ny FLM Tsarahonenana. Hitohy ny 30 septambra izany amin’ny sakafom-pifaliana anasana ny rehetra eny Anka­dindramamy. Mialoha izany, eo koa ny fifaninana fanatanjahantena ho an’ny taranja kitra sy […]

Filohan’ny Ceni : “Tsy misy atahorana ny vola ho an’ny fifidianana”

Nanala ny ahiahin’ny rehetra, indrindra fa ny mpanao politika ny eo anivon’ny Ceni. Nambaran’izy ireo fa tsy olana ny ho enti-manana amin’izany. “Tsy misy atahorantsika ny vola hanaovana fifidianana. Koa aza miahiahy isika ny amin’izay”, hoy ny filohan’ny Ceni, Andria­­narisedo Dama A., teny Alarobia, afakomaly. Miantso ny mpanao politika sy ny firaisamonina sivily […]

TARATRY ny KANTO

Ao anatin’ny famerenana ireo mpanao soradihy hanatontosa ny lanonam-panokafan’ny “Lalaon’ny Nosy”, ny 25 aogositra ho avy izao. Ireo maneho ny dihy mampiavaka ny foko rehetra misy eto Madagasikara no niakatra teo amin’ny kianja Barea, omaly. Manohy kosa ireo amin’ny sehatra hafa, ary miara-miatrika ny famerenana farany, ny 22 sy 23 […]