Tonga nitsidika ny Praiminisitra, Ntsay Christian, teny amin’ ny Lapam-panjakana Mahazoarivo, ny zoma teo, ny delegasiona avy amin’ny firenena japoney. Tao anatin’izany ny masoivohony miasa eto an-toerana, Abe Koji, ny minisitra japoney misahana ny Toekarena sy ny varotra ary ny indostria. Tao ihany koa ny tale jeneraly misahana ny politikan’ny […]
Other News
Angovo azo avaozina : napetraka ny centrale solaire manana tanjaka 2,4 MWC
Notokanana ny sabotsy teo ny tobim-pamokarana herinaratra avy amin’ny masoandro ao Antsiranana. Olona aman’aliny no hisitraka ity fotodrafitrasa lehibe ity. Ao anatin’ny politikam-panjakana ny fampiasana ny angovo azo avoazina mba hisitrahan’ny daholobe herinaratra. Napetraka ao Ankorikihely, kaominina ambanivohitra Ramena, distrikan’Antsiranana faha-II, ny sabotsy teo, ny tobim-pamokarana herinaratra avy amin’ ny […]
INDRAY MIJERY
Ny fanjakana no hiantoka ny fandoavana ny hetra sy haban-tseranana amin’ny fanafarana ny fitaovana “freeze tag”, ilaina amin’ny ady amin’ny Covid-19, izay fanampiana tsy averina avy amin’ny Banky iraisam-pirenena. Fitaovana hanaraha-maso ny maripanan’ny akora iray mila fampangatsiahana toy ny vaksiny sy ny fanafody hafa ilaina amin’ny fitsaboana izany. Nifarana ny […]
Mondial sokajy vehivavy : notapahin’i Australie ny nofin’i Frantsa
Notanterahina ny sabotsy 12 aogositra lasa teo, ny lalao ampahefa-dalana ho an’ny fiadiana ny ho tompondaka eran-tany « Mondial 2023 », taranja baolina kitra, sokajy vehivavy. Lavon’i Australie, mpampiantrano, tamin’ny fandakana « tirs au but » 7 no ho 6 i France, rehefa nisaraka ady sahala tsy nisy nitoko 0 no ho 0, nandritra […]
FANEVA IMA: “Sady tsy kandidà aho no tsy manohana olona”
Namaly ny resa-be mahakasika ny haha kandidà, hifaninanana ho filohan’ny federasiona malagasin’ny baolina kitra (FMF), Andriantsima Faneva Ima. Nambarany tamin’ny mpanao gazety, ny sabotsy lasa teo, tetsy Amparibe fa tsy mieritreritra izany izy. «Ambarako amin’ny fomba ofisialy fa tsy kandidà ny tenako ary tsy manohana olona ihany koa», hoy izy. […]






