Other News

Lozam-pifamoivoizana: talem-paritry ny Asa vaventy namoy ny ainy

Niara-maty ny mpamily sy ny vehivavy iray hafa tao anatin’ny fiara tra-doza teo An­tsira, kaominina Antsoatany, distrikan’ Antsirabe II, omaly. Vaky kodiarana tampoka ny fiara tsy mataho-dalana nen­tin’ny talem-paritry ny Asa vaventy iray, tamin’ny 11 ora maraina. Nivadibadika ny fiara teo amin’ny PK 142+900. Vokany, maty tsy tra-drano ny vehivavy […]

Nosy-Be: Cash point nahatrarana vola sandoka 4 hetsy Ar

Noraisim-potsiny ! Hatolotra ny fampanoavana, aorian’ny famotorana azy, ireto olona voarohirohy tamina raharaha vola sandoka ireto. Vola sandoka mitentina 4 hetsy Ar no saron’ny polisy ao Nosy-Be tamina kioska iray afakomaly, rehefa nokasaina haparitaka ao an-toerana. Naharay antso tamin’ny polisy monisipaly ny avy ao amin’ny kaomisarian’i Nosy-Be momba ny fisiana vola […]

Saika horobaina : raim-pianakaviana maty gorobaky ny bala

Nokasain’ny jiolahy horobaina ny moton’ny lehilahy iray teny Andrefan’ Ambohijanahary, omaly. Niezaka nanavotra ny fananany izy saingy maty voatifitra . Namoy ny ainy! Voatifitry ny jiolahy ny raim-pianakaviana iray, omaly, tetsy amin’ny Paraky, An­drefan’Ambohijanahary. Niala tao amin’ny trano fonenany vao mangiran-dratsy, nikasa haka ny zaodahiny izay monina tsy lavitra eo […]