Natao, omaly, ny fanamafisana ny fiaraha-miasa eo amin’ny Banky foiben’i Madagasikara (BFM) sy ny minisiteran’ny Harena an-kibon’ny tany sy ny loharanon-karena stratejika (MMRS). Tanjona ny hanatsarana ny lafiny hanondranan’i Madagasikara volamena any ivelany. Nohatsaraina ny fifanaraha fiaraha-miasa eo amin’ny minisiteran’ny Harena an-kibon’ny tany sy ny harena stratejika (MMRS), sy ny […]
Other News
Fifanakalozana ara-barotra : hiaraka hiasa i Madagasikara sy Israely
Hisokatra amin’ny firenena Israelianina ny tontolon’ny fandraharahana eto Madagasikara. Maro ireo mpandraharaha israelianina maniry hitady lalambarotra eto amintsika. Manana tany midadasika i Madagasikara raha manana fahaiza-manao sy traikefa maro azo ampiharina eo amin’ ny sehatry ny angovo, ny fampiroboroboana ny indostria, ny niomerika, ny fambolena sy ny fiompiana ary fizahantany […]
Tetikasa Papriz 3 : mihoatra ny 5t/ ha ny taham-pamokaram-bary
Nanao tomban’ezaka momban’ny famokaram-bary tamin’ny alalan’ny tetikasa Papriz, 3 natao teto Madagasikara, ny minisiteran’ny fambolena sy ny fiompiana, omaly, teny Antaninarenina. Tsara ny vokatra, mihoatra ny 5t/ha ny taham-pamokarana izay azo tamin’ny alalan’ny fanamafisana ny fanofanana teny ifotony niarahana tamin’ireo tantsaha mpamokatra. “Nisy ny fanamafisana sy fampitomboana ny fampiofanana izay […]
Fitaterana : mpamily roa ho an’ny zotra mihoatra ny 600 km
Mitombo ny fifamoivoizana eny amin’ny lalampirenena amin’izao fialantsasatra lehibe izao. Tsy maintsy mandray fepetra ny fanjakana, hitsinjovana ny mpandeha, satria maro ny ambana, loza, mety hitranga. Namoaka fepetra ny minisiteran’ny Fitaterana ny famantarana ny toetr’ andro, mikasika ny fepetra tsy maintsy arahin’ny kaoperativa sy ny mpitatitra amin’izao fotoana mahamaro ny […]
Indray mijery
Nanomboka ny alakamisy ka hatramin’ny rahampitso, ao amin’ny lycée manara-penitra Ambovombe Androy, ny fampiofanana ireo talen-tsekoly 470 sy lehiben’ny fari-pitantanana ara-pedagojia 23. Mahakasika ny fanabeazana ara-tontolo iainana, ny rano, ny fidiovana sy ny fanadiovana ao amin’ny fari-piadidiana Ambovombe, miaraka amin’ny Unicef. Nanao fanambarana ny mpikambana ao amin’ny Seces Antsiranana. Hiroso […]






