Other News

Saika horobaina : raim-pianakaviana maty gorobaky ny bala

Nokasain’ny jiolahy horobaina ny moton’ny lehilahy iray teny Andrefan’ Ambohijanahary, omaly. Niezaka nanavotra ny fananany izy saingy maty voatifitra . Namoy ny ainy! Voatifitry ny jiolahy ny raim-pianakaviana iray, omaly, tetsy amin’ny Paraky, An­drefan’Ambohijanahary. Niala tao amin’ny trano fonenany vao mangiran-dratsy, nikasa haka ny zaodahiny izay monina tsy lavitra eo […]