Dimy andro taorian’ny fandravana ny governemanta, tafapetraka amin’ny toerany ny praiminisitra faharoa, hiandraikitra ny fanavaozana. Notendren’ny kolonely Randrianirina Michaël, hiara-mitantana ny mpanatanteraka aminy, Rajaonarison Mamitiana Jeannot. Efa alina, omaly, nivoaka ny anaran’izay ho praiminisitra faharoa, hitantana ny fahefana mpanatanteraka miaraka amin’ny filoham-panjakana, ny Kly Randrianirina Michaël. Nametrahany fitokisana Rajaonarison Mamitiana […]
Other News
BEAT BOX de PILO KELY
Toamasina: Tokantrano 1200 nampian’ny Airtel
Nidina tany Toamasina ny delegasionina notarihin’ny tale jeneraly (DG) ny Airtel Madagasikara, ny 6 marsa teo. Fotoana nanehoany ny firaisankina amin’ireo traboina tratry ny rivodoza Gezani farany teo. Nisy ny fanampiana, kojakoja sy zavatra ilaina andavanandro, natolotra ny mponina, niarahana niasa tamin’ny tompon’andraikitra any an-toerana sy ny rafitra mitantana ny […]
Rugby- ” XXL Top 12″: Adin’ny samy kartie ny an’ny CEA sy ny FTM
Hiavaka ny andro fahafito amin’ny fifaninanam-pirenena, taranja rugby XXL Top 12. Hifandona amin’izany ny ekipa samy kartie, dia ny FTM Manjakaray sy ny CEA Andranomanalina. Ho tafiditra ao anatin’ny roa voalohany izay mivoaka ho mpandresy, amin’ity. Kihon-dalana lehibe eo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja rugby “XXL Top 12”, […]
SOMBIM-BAOVAO
Hotanterahina eny amin’ny CAI Ambodin’Isotry, ny fifaninanana taranja tsipy kanetibe, ho an’ireo haino aman-jery, “Inter Medias Petanque Cup”, izay karakarain’ny fikambanan’ny mpanao gazety ara-panatanjahantena eto Madagasikara, UJSM. 22 ny ekipa mandray anjara, avy amin’ny orinasa mpikirakira vaovao samihafa. Araka ny fikarohana natao, dia nisafidy ny tsy handray anjara amin’ny fiadiana […]






