Slam Sambava. Zuma Ianotombo sy Paracetamol no hisolo tena ny tanànan’i Sambava, mandritra ny “Slam national 14”. Vita ny faran’ny herinandro teo ny fifaninanana ho azy ireo. Hitohy amin’ny faran’ny herinandro izao izany, ho an’ny tanàn-dehibe sasany sahala amin’ny ao Antsirabe sy Fianarantsoa. “Formation Ainga”. Tantaran’ny haikanto, niarahana tamin’Andrianetrizafy Hemerson, […]
Other News
Fampianarana sy kolontsaina : hotokanana ny Tranombakoka « J. Nalisoa Ravalitera »
Nalisoa Ravalitera, mpampianatra, mpanabe, mpikaroka, mpanoratra, mpikabary… Ireny rehetra ireny, voarakitra avokoa ! Hotokanana ny 12 aogositra 2023 izao, amin’ny 9 ora maraina, ny Tranombakoka « J. Nalisoa Ravalitera ». Trano miorina ao Tsarahonenana Imerimandroso Alaotra. Ho voarakitra ao anatin’ity tranombakoka ity avokoa ny mombamomba an’i Nalisoa Ravalitera. Ny fiainany, ny sanganasany, ny […]
Nanjary marivo salosana ny Malagasy !
Nampitahorina, dia natahotra. Nasaina nino, dia nino. Nampanantenaina, dia nanantena… Nivandravandra ny tranga tahaka ireo, nanomboka ny taona 1896. Tsy mivavaka raha tsy mankany am-piangonana. Izay tsy manaraka ilay « didy » nentin’ny vahiny, dia any amin’ny « afobe ». Niova tsikelikely Ramalagasy. Nipararetra nanoloana ny « zavatra » tsy fantany akory… Nanaraka ho azy ireo […]
« Salon des jeux de société » : omena lanja manokana ny vita malagasy
Ambohipihaonan’ny mpisehatra eo amin’ny kilalaon-tsaina ny eny amin’ny AFT Andavamamba, nanomboka omaly. Karazana kilalaon-tsaina maro samihafa no hita eny an-toerana, anisan’izany ny antsika malagasy sy ny vao nivoaka. Nisokatra omaly ary tsy hifarana raha tsy amin’ny 19 aogositra 2023, ny hetsika « Salon des jeux de société », atao eny amin’ny Alliance […]
Fahasalamana: 15 000 ireo olona voan’ny katarakta eto Madagasikara
Maro ireo tonga nizaha sy nitily ny masony teny anivon’ny hopitaly HJRA Ampefiloha, omaly. Manjavona avokoa ny ankamaroan’ny mason’ izy ireo ka antony nandrisika azy ireo hanatona hizaha. Mba hisorohana ny hisian’ny katarakta eo amin’ ny olona iray. Hanomboka ny 16 hatramin’ny 23 Septambra ho avy izao ny hetsika fandidiana […]






