Manodidina ny 300 – 400 grama isan’olona, isan’andro ny fako plastika miparitaka eny rehetra eny raha ho an’ ny eto Madagasikara. Efa maro ireo olona sy orinasa manodina ireny fako ireny ho lasa akora azo havaozina amin’ny endrika samihafa. “Mbola sarotra ny hanafoana ny fampiasana plastika eto Madagasikara”, hoy ny […]
Other News
Vaovao tambatra
Nanomboka omaly ny atrikasa ho an’ny fahaiza-manao eo amin’ny fiompiana trondro, ao Antsirabe, tohanan’ny tetikasa GIZ-PADM. Atao izao ho famolavolana ny lasim-piofanana momba ny asa sy ny fahaiza-manao ho an’ny fiompiana trondro an-dobo. Anisan’ny mampihena ny taham-bokatra ny fiovaovan’ny toetr’andro. Nisy ny fandrafetana drafitrasa enti-manatsara sy manafaingana ny fanatanterahana ny […]
Hetsika “Fier Mada” : hahafahana manondram-bokatra any ivelany
Fotoan-dehibe iray mampivondrona ny mpisehatra amin’ny fambolena sy ny fiompiana avy amin’ny faritra 23 manerana ny Nosy ny hetsika “foire internationale de l’économie rurale de Madagascar” (Fier-Mada) andiany faha-24, atao eny amin’ny kianja Maki Andohatapenaka. Niavaka ny hetsika tamin’ity taona ity. “Olom-baovao avokoa ny 60%-n’ ireo mpandray anjara”, hoy ny […]
Hotsarain’ny tantara !
Mitana ny sain’ny maro hatramin’izao ny fifaninanana iraisam-pirenena ka manasongadina ny Malagasy. Mahavelombolo ery ny mahita ny ezaka vitan’ny tanora. Mahavariana anefa, misy foana ny volo mpanoha randrana. Raha misy ny fahombiazana, tsy miala lavitra eo ny mpanatsatso. Rehefa tsy sakaizan’ny mpandresy dia ory hava-manana ny olona sasany. Inona […]
Vao vita kely ny fararano : niakatra ho 3 000 Ar sahady ny kilaon’ny vary gasy
Fotoana tokony mbola ao anatin’ny mahamora ny vidim-bary izao aogositra izao. Efa miakatra tsikelikely sahady anefa izany, ary ahina ny amin’ny maitsoahitra. Midangana koa ny vary « stock », afarana avy any ivelany. Tena mamatsy vary ny eto an-drenivohitra ny avy any Alaotra sy ny any Bongolava ary Anjozorobe. Manomboka […]






