Other News

SOMBIM-BAOVAO

Lomano. Manoman-tena any Toamasina, amin’izao fotoana izao, ny ekipam-pirenena malagasy hiatrika ny lalaon’ny Nosy, ho an’ny taranja lomano. Efa herinandro izy ireo izay no nanomboka ny fampivondronana tao amin’ny dobo filomanosan’ny CRJS Toa­masina. Hiverina eto Antananarivo ireo mpilomano, mialohan’ny talata 8 aogositra izao. Kitra Mondial, vehivavy. Nomontsanin’i Japon, tamin’ny isa […]

Rallye : hanana vehivavy mpanamory ny TMF

Nanitatra ny ambaindain’ny mpanamory ao aminy ny klioba TMF Rallye sy ny mpanohana azy ireo. Tsy hianona fotsiny amin’ny lehilahy izy ireo fa hanome sehatra ny andriambavilanitra, amin’ireo dingana roa farany amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara amin’ny rallye. Nisy, araka izany, ny fitiliana ireo tanora manan-talenta amin’ny familiana fiarakodia, […]

Vehivavy afrikanina : mbola betsaka ireo miaina anaty herisetra sy marefo ara-pivelomana

Nomarihina omaly, ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny vehivavy afrikanina. Nitondra hafatra ny minisitry ny Mponina sy ny fiahiana sosialy ary ny fampivoarana ny vehivavy, Soafilira Princia, ka nilaza fa fotoana hahatsiarovana ireo dingana rehetra efa natao ho fampivoarana ny zon’ny lahy sy ny vavy sy ho fanamafisana ny ezaka natao […]

Fihoaram-pefy sy tsy fanarahan-dalàna : niantso ny rehetra hamaky bantsilana ny Tim

Nanao fanambarana ny filoha nasionalin’ny Tim, Ravalomanana Marc, omaly. Niantso ny rehetra ho mailo mano­loana ny tsy fanarahan-dalàna ny tenany. Niantso sy nanaitra ny rehetra ny Tim. Nam­baran’izy ireo fa miditra amin’ny fampiasana ny fahefam-panjakana hanaovana fampielezan-kevitra mialohan’ny fotoana hanohanana ny mpitondra ny fanjakana. “Efa finiavana sahady handika ny lalàna […]