Other News

Arsivam-pirenena – Unesco : 14 taona ao anatin’ny « Mémoire du Monde » ny « Archives Royales »

Anisan’ny fototra lehibe hamantarana ny momba ny olona na fiarahamonina na firenena iray ny fananana arsiva na tahiry. Ho an’ny Unesco, efa misy ny « Mémoire du Monde ». Ho an’i Madagasikara, efa tafiditra ao ny « Archives Royales ». 31 jolay 2009 – 31 jolay 2023. 14 taona omaly, ny naha voasoratra ny « Archives Royales » […]

Tontolo iainana : asa mahavelona ny fambolena zanakazo

Miroborobo ary ahitana toerana fikarakarana zanakazo avokoa ny faritra sy ny toerana maro eto Madagasikara. Anatin’ny fotoana famafazana tanteraka ny mpa­nao izany, amin’izao fotoana izao. “Mahavelona tsara ny asa fambolena za­nakazo raha ma­nao tsara ny asany ireo mpisehatra amin’izany ary tsy misy ny hala tahaka ataon’ny sasany”, hoy ny mpitam-bo­lan’ny […]

FANTINA sy FINTINA

Natao sonia omaly, teny Alarobia, ny hanohanana eo amin’ny fitaovana sy ny kojakoja ny Ceni, iarahana amin’ny masoivohon’i Japon. Anisan’izany ny fanomezana fiara miisa 10 sy moto miisa 148 ho an’ny foibe sy ny rantsa-mangaikan’ny Ceni. Hifarana, anio ny dian’ireo iraky ny Sadc. Hanao tatitra any amin’ny filoha mitarika ity […]

Ceni : “Hanohana amin’ny fanatanterahana fifidianana ny Sadc”

“Fantatra tamin’ny fihaonana fa vonona ry zareo hanohana an’i Madagasikara amin’ny fanatanterahana fifidianana, handefa mpanara-maso amin’izany”, hoy ny mpampakatenin’ny Ceni, An­driamarotafika Soava, teny Alarobia, omaly, momba ny fihaonan-dry zareo tamin’ny iraky ny Sadc. Nifototra amin’ny zara asan’ny Ceni ny dinika: ny fanavaozana ny lisi-pifidianana, ny fikarakarana fifidianana, ny fahazoana anto- […]

Hajo Andrianainarivelo : Kandidà filoham-pirenena ho an’ny rehetra sy ny tena fanovana

Nanambara amin’ny fomba ofisialy ny maha kandidà filoham-pirenena azy amin’ny fifidianana Andrianainarivelo Hajo, omaly, tetsy Ankerana. Nambarany fa misokatra ho an’ny rehetra ny tenany sy ny MMM. Nanapa-kevitra ny filankevi-pirenena, ahitana ny birao politika sy ireo olom-boafidy ary ny tomponandraikitra isam-paritra, fa handrotsaka kandidà amin’ny fifidianana filoham-pirenena. Tapaka tamin’izany fa […]