Higadona tsy ho ela eto Madagasikara ireo nosy rahavavy mandray anjara amin’ny lalaon’ny Nosy JIOI 2023 andiany faha-11. Efa nahafeno ny fepetra avokoa izy ireo. 28 andro tsy higadonan’ny lalaon’ny Nosy hatao eto Madagasikara, nanamafy ny minisitry ny Tanora sy ny fanatanjahantena, Resampa André Haja, fa ho avy daholo ireo […]
Other News
Lalaon’ny Frankofonia : Niainga, omaly, ny andiany voalohany
“Manana solontena ny Malagasy ary vonona hibata fandresena”, io no nambaran’ny minisitry ny Tanora sy ny fanatanjahantena, Resampa André Haja, omaly, momba ny fandraisan’anjaran’i Madagasikara amin’ny lalaon’ny Frankofonia. Nambarany fa niainga, omaly, ny ampahany voalohany hiatrika ny andiany faha-9 amin’ity hetsika ity, hotanterahina any Kinshasa RD Congo, ny 28 jolay […]
Vondrona Filatex : 3 000 ny tokantrano misitraka angovo
Hanampy amin’ny famahana ny olan’ny herinaratra eto an-drenivohitra hatrany amin’ny faritany, tokantrano 3 000 no efa misitraka ny angovo azo avy amin’ny herin’ny masoandro, araka ny nambaran’ny tale jeneralin’ny Lidera Green Power, Tidiani Tall Jeff, tetsy Ankadimbahoaka, omaly. Io orinasa io izay iray amin’ireo mamokatra angovo anatin’ny vondrona Filatex. Mahatratra 8,4 […]
Fiarovam-pirenena : nosokafana ny fihaonambe iraisam-paritra
Nampitandrina ireo dahalo mandatsaka ny ain’ny mpiray tanindrazana samy Malagasy ny minisitry ny Fiarovam-pirenena, ny Jly Rakotoarijaona Josoa. Eo koa ireo mieritreritra hanakorontana ny firenena. Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy teny amin’ny minisiteran’ny Fiarovam-pirenena (MDN), omaly, ny fihaonambe iraisam-paritra momba ny fiarovana sy ny filaminana na «Forum inter régional sur la […]
INDRAY MIJERY
Natao tetsy Andavamamba, omaly, ny atrikasa nandrafetana ny Drafi-pirenena hiatrehana ny hamehana. Hanavotana ireo faritra tena voa mafy sy nitondra takaitra tamin’ny loza voajanahary misesy izany. Mitarazoka ny fahavoazana amin’ny faritra sasany. Hisorohana izany mandritra ny maitsoahitra ho avy ity drafi-pirenena ity. Hentitra ny SMGD miandraikitra ny toeram-piantsonan’ny fiara eto […]






