Other News

Poa-basy indimy : mpianadahy nataon’ny jiolahy takalonaina

Jiolahy 15 lahy nirongo fitaovam-piadiana naka takalonaina roa. Rovitry ny bala ny sofin’ny raim-pianakaviana iray. Raikitra ny sakoroka tao Bakaro, fokontany  Ma­ha­tsara, kaominina Soa­lazaina, distrikan’Amba­ton­drazaka, afakomaly alina. Lasan’ny jiolahy an-keriny ny lehilahy iray sy ny anabaviny tamin’ny 9 ora sy 43 minitra alina. Nirongo basy, niditra an-keriny  tao amina tokantrano iray […]