Miainga amin’ny fikarohana sy izay misy eo am-pelatanana ny famokarana ho an’ny fandraharahana. Tsy mora ny asa saingy mitaky fikirizana hatrany mba hahazoam-bokatra entina hanatsarana ny vita teo aloha. Sehatra iray anisan’ny miteraka asa ho an’ny tanora ny tontolon’ny fandraharahana. Ankehitriny, miroborobo fatratra izany, indrindra ho an’ny fikojakojana ny volo […]
Other News
Vaovao tambatra
Voatendry ho tale jeneraly, ny Dr. Edaly, hitantana ny Ivontoerana famongorana ny valala (IFVM) eto Madagasikara. Nisahana ny fitantanana vonjimaika nandritra ny valo volana, ny tale teknikan’ny IFVM, Andriamaroahina Tsitohaina. Natao omaly ny fifamindram-pitantanana. Milanja 744 846 t ny vary nafaran’i Madagasikara avy any ivelany, ny taona 2022. Io no […]
FAPBM: niisa 35 000 ireo nisitraka famatsiam-bola
Mamatsy vola ireo mpitantana ny Faritra arovana (AP) miisa 125 manerana ny Nosy ny Fikambanana ho an’ny Faritra arovana sy ny tontolo mananaina eto Madagasikara (FAPBM). Manana mpiara-miombon’antoka izy amin’izany, ireo mpamatsy vola avy any ivelany. Anisan’izany ny « Conservation internationale », ny WWF, ny KFW, ny AFD, ny Banky iraisam-pirenena, sns. […]
Fialantsasatra lehibe: hisondrotra 5% ny saran-dalan’ ny taksiborosy amin’ny 22 jolay
Hitombo ny fandanian’ny mpandeha mankany amin’ny faritra, amin’izao fialantsasatra lehibe izao. Hisondrotra ny saran-dalan’ny taksiborosy, manomboka amin’ny sabotsy 22 jolay izao. Miandry ny fahavitan’ny Bakalorea ! Hitombo ny mpandeha amin’izao fotoan’ny fialantsasatra lehibe izao, indrindra aorian’ny fahavitan’ny fanadinam-panjakana. Manararaotra izany ny ankamaroan’ny mpitatitra, ka fantatra fa hampiakatra 5% ny saran-dalana […]
TARATRY ny KANTO
Tontosaina nanomboka omaly, ary tsy hifarana raha tsy ny 4 aogositra 2023, ny atrikasa “Théatre” ho an’ny ankizy 6 hatramin’ny 15 taona. Ny Compagnie Miangaly Théatre, fikambanana manana ny maha izy azy eo amin’ny teatra malagasy no mikarakara izany. Tanjona ny hambolena indray ny teatra eto Madagasikara sy hanomezana ny […]






