“Rariny sy hitsiny, angamba, io fanapahan-kevitry ny fitondram-panjakana io. Satria tsy kilalaon-jaza ny fifidianana filohan’ny Repoblika.” Io ny fanehoan-kevitry ny governoran’ny Faritra Androy, i Soja Lahimaro, momba ny anto-bola 200 tapitrisa Ar amin’ny firotsahan-kofidina ho filohan’ny Repoblika. Antonony amin’izay hirotsa-kofidina io. Matetika, kajikajy politika no manosika ny kandidà sasany mba […]
Other News
Tezitra mafy ny depiote “Del kely” : “Foano ilay fanadinana polisy farany teo…”
Tsy faly ny depiote Razara Pierre Fidel ,”Del kely”, tao amin’ny fandaharana “Miara-manonja”, ny herinandro teo. Notakiny ny tokony hanadihadiana ny momba ny fanadinana hidirana ho polisim-pirenena. Tsy nitsitsy fitenenana ity depioten’Ambatondrazaka ity. “Avoahy ny marina amin’ireo polisy miisa sivy afaka fanadinana nefa tsy niadina an-tsoratra sy am-bava akory. Foano […]
VAOVAO TAMBATRA
Atao eny Ivato mandritra ny telo andro ny atrikasa andiany faharoa momba ny fanentana sy fampiofanana ireo veterinera amin’ny fanaraha-maso ny aretim-biby sy ny aretim-biby mifindra amin’ny olona. Tanjona ny hanamafisana ny fahaiza-manao sy ny traikefa ananan’ireo veterinera ka ahafahan’izy ireo manatanteraka ny fanaraha-maso ny aretin’ny biby. Tafapetraka avokoa ireo […]
Japon- Madagasikara : hatsangana ny tranoben’ny fifanakalozana
Nanomboka omaly ka hatramin’ny zoma izao, ny hetsika “Semaine économique de l’AEMAJA” andiany faharoa. Hetsika manome tombony eo amin’ny fifandraisan’ny firenena japoney sy Malagasy, indrindra eo amin’ny sehatry ny toekarena. Misahana sehatra maro eo amin’ny tontolon’ny fandraharahana ny Association économique Madagascar Japon (AEMAJA) . Tombony ny fifaneraserana, fifanakalozan-kevitra sy traikefa ary […]
Mialoha ny PRE : tombanana ny fari-pitrandrahana
Maro ny toeram-pitrandrahana any amin’ny kaominina, ao anatin’ny faritra 23 notsidihin’ny minisitera foibe sy ny fitantanam-paritry ny Harena an-kibon’ny tany sy ny loharanon-karena stratejika. Fidinana ifotony tsy maintsy natao, mialoha ny hanavaozana ny fahazoan-dalana ho an’ny mpitrandraka madinika (PRE). Nohazavain’ny mpamita iraka ny tena anton-dian’izy ireo. Eo koa ny tombana […]






