Other News

Fanokafana sy famaranana ny JIOI 2023: niantsoana manam-pahaizana manokana

Hiavaka tanteraka ny lanonana fanokafana sy famaranana ny lalaon’ny Nosy, hatao eto Madagasikara. Sinoa manam-pahaizana 8 mianadahy no hanampy ny Mala­gasy teknisiana amin’izany. Nigadona teto Madaga­si­kara, ny fiatombohan’ity herinandro ity, ireo sinoa manam-pahaizana 8 mianadahy, hiantoka ny fandavorariana ny lanonana fanokafana sy famaranana ny lalaon’ny Nosy, andiany faha-11. Hijanona eto […]

«Moto On road – Mada 2023» : tompondaka i Mickael Heriniaina

Notanterahina tany Andranomanelatra Antsirabe, ny alahady lasa teo, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara “2ème manche”, taranja “Moto on road”. Voahosotra ho tompondaka tamin’ity hetsika “Liqui Moly Drag Racing” ity, i Heriniaina Mickael, nitondra ny Moto Yamaha MT10. Araka ny fanazavana voaray tamin’ny mpikarakara, izy no nahazo ny “meilleur cumul […]

Kitra – Fifaninanana afrikanina : tsy handray anjara ny Fosa Jr noho ny lalaon’ny Nosy

Tsy manana solontena amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika ny Malagasy. Tsy afaka miatrika izany ny Fosa Junior FC na ny AS Fanalamanga. Notendrena hanao ny amboaran’i Afrika ny Elgeco Plus. Tohina tanteraka ny rehetra raha nandre ny fa­nambarana nataon’ny klioba Fosa Junior FC Boeny sy ny Federasiona malagasin’ ny […]

Satan’ny hery politika : nanao sonia ny APM sy ny Avi ary ny Fy-M

Nitombo indray ireo antoko politika, nanaiky ny sata fitondran-tena mendrika ho an’ny hery politika. Nanao sonia izany, ny alatsinainy 17 jolay 2023, ny Antoko politika madio (APM), ny Asa vita ifampitsarana (Avi) ary ny Fy-M. Sata izay vokatry ny fikaonandoha sy fifanakalozan-kevitra nifanaovan’ireo antoko politika misy eto Madagasikara. Manaiky ary […]

Taha fiakaran’ny vidim-piainana : hitondra fanazavana ny tale jeneralin’ny Instat

Hivahiny ao amin’ny fandaharana “Ambarao”, onjam-peo Alliance 92 FM, anio, ny tale jeneralin’ny Ivontoeram-pirenena misahana ny antontanisa (Instat). Ho voaresaka amin’izany sy hitondrany valiny ny momba ny fanisana ny mponina farany teo sy ireo taha samihafa eo amin’ny lafiny sosialy. Manampy izany ny momba ny tahan’ny fiakaran’ny vidim-piainana sy ny […]